Pentecost // UnitedPrayerWorks.com
-
0:02 - 0:04Andro Pentekosta tamin'io, ary izahay tao
-
0:04 - 0:06amin'ny efitrano iray ambony rihana tao Jerosalema.
-
0:06 - 0:08Nivavaka tao anaty firaisam-po izahay rehetra.
-
0:08 - 0:11Nanao vavaka fivalozana sy fanetren-tena izahay,
-
0:11 - 0:14ary nibebaka noho ny otanay.
-
0:14 - 0:16Nikatsaka ny tsindrimandrin'ny Tompo
-
0:16 - 0:18sy ny heriny ary ny Fanahy Masina ihany koa izahay.
-
0:18 - 0:21Nisy fahatsapana ho iray tsy misy toa izany
-
0:21 - 0:23taminay teo am-pivavahana am-pikatrohana mafy.
-
0:29 - 0:32Tampotampoka teo dia nisy feon-drivotra mahery nifofofofo
-
0:32 - 0:35izay nanenika ilay efitrano nisy anay.
-
0:37 - 0:42Avy eo nisy lela maro mitarehin'afo nidina ary nipetraka tamin'ny olona tsirairay izany lelan'afo izany.
-
0:45 - 0:49Heniky ny Fanahy Masina avokoa ny olona tao amin'ilay efitrano.
-
0:49 - 0:51Ka izao, tadidio fa tamin'ny andro Pentekosta
-
0:51 - 0:54dia nisy olona avy amin'ny firenena maro tonga hivavaka,
-
0:54 - 0:58ary izao, tampoka teo dia afa-nandre ny Filazantsara tamin'ny tenim-pireneny tsirairay avy izy ireo.
-
0:58 - 1:01Vokatr'izany, olona 3000 no nanampy isa
-
1:01 - 1:04ny mpino tao anatin'ny andro iray.
-
1:08 - 1:11Ary ireo olona ireo nanokan-tena
-
1:11 - 1:13tamin'ny fampianaran'ny Apostoly sy ny fiombonana,
-
1:13 - 1:16ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana.
-
1:16 - 1:19Isan'andro, nihaona teo an-tokotanin'ny tempoly izy ireo.
-
1:19 - 1:21Any an-tranony, niara-namaky mofo sy niara-nihinana izy ireo,
-
1:21 - 1:25ary nitombo isan'andro ny isan'ireo voavonjy.
- Title:
- Pentecost // UnitedPrayerWorks.com
- Description:
-
Suddenly there was the sound of a violent wind that filled the whole room where we were sitting. www.unitedprayerworks.com
- Video Language:
- English
- Team:
Team Adventist
- Project:
- Artv
- Duration:
- 01:30
![]() |
Cindy Hurlow approved Malagasy subtitles for Pentecost // UnitedPrayerWorks.com | |
![]() |
Cindy Hurlow edited Malagasy subtitles for Pentecost // UnitedPrayerWorks.com | |
![]() |
Cindy Hurlow accepted Malagasy subtitles for Pentecost // UnitedPrayerWorks.com | |
![]() |
Cindy Hurlow edited Malagasy subtitles for Pentecost // UnitedPrayerWorks.com | |
![]() |
Fran Ontanaya edited Malagasy subtitles for Pentecost // UnitedPrayerWorks.com | |
![]() |
Fran Ontanaya edited Malagasy subtitles for Pentecost // UnitedPrayerWorks.com |