[Script Info] Title: [Events] Format: Layer, Start, End, Style, Name, MarginL, MarginR, MarginV, Effect, Text Dialogue: 0,0:00:02.00,0:00:04.00,Default,,0000,0000,0000,,Andro Pentekosta tamin'io, ary izahay tao Dialogue: 0,0:00:04.00,0:00:06.00,Default,,0000,0000,0000,,amin'ny efitrano iray ambony rihana tao Jerosalema. Dialogue: 0,0:00:06.00,0:00:08.06,Default,,0000,0000,0000,,Nivavaka tao anaty firaisam-po izahay rehetra. Dialogue: 0,0:00:08.06,0:00:11.41,Default,,0000,0000,0000,,Nanao vavaka fivalozana sy fanetren-tena izahay, Dialogue: 0,0:00:11.41,0:00:13.72,Default,,0000,0000,0000,,ary nibebaka noho ny otanay. Dialogue: 0,0:00:13.72,0:00:16.34,Default,,0000,0000,0000,,Nikatsaka ny tsindrimandrin'ny Tompo Dialogue: 0,0:00:16.34,0:00:18.49,Default,,0000,0000,0000,,sy ny heriny ary ny Fanahy Masina ihany koa izahay. Dialogue: 0,0:00:18.49,0:00:20.93,Default,,0000,0000,0000,,Nisy fahatsapana ho iray tsy misy toa izany Dialogue: 0,0:00:20.93,0:00:22.95,Default,,0000,0000,0000,,taminay teo am-pivavahana am-pikatrohana mafy. Dialogue: 0,0:00:29.04,0:00:32.45,Default,,0000,0000,0000,,Tampotampoka teo dia nisy feon-drivotra mahery nifofofofo Dialogue: 0,0:00:32.45,0:00:34.53,Default,,0000,0000,0000,,izay nanenika ilay efitrano nisy anay. Dialogue: 0,0:00:37.25,0:00:42.10,Default,,0000,0000,0000,,Avy eo nisy lela maro mitarehin'afo nidina ary nipetraka tamin'ny olona tsirairay izany lelan'afo izany. Dialogue: 0,0:00:45.14,0:00:48.59,Default,,0000,0000,0000,,Heniky ny Fanahy Masina avokoa ny olona tao amin'ilay efitrano. Dialogue: 0,0:00:48.59,0:00:51.33,Default,,0000,0000,0000,,Ka izao, tadidio fa tamin'ny andro Pentekosta Dialogue: 0,0:00:51.33,0:00:54.07,Default,,0000,0000,0000,,dia nisy olona avy amin'ny firenena maro tonga hivavaka, Dialogue: 0,0:00:54.07,0:00:58.13,Default,,0000,0000,0000,,ary izao, tampoka teo dia afa-nandre ny Filazantsara tamin'ny tenim-pireneny tsirairay avy izy ireo. Dialogue: 0,0:00:58.13,0:01:01.46,Default,,0000,0000,0000,,Vokatr'izany, olona 3000 no nanampy isa Dialogue: 0,0:01:01.46,0:01:03.60,Default,,0000,0000,0000,,ny mpino tao anatin'ny andro iray. Dialogue: 0,0:01:07.70,0:01:10.86,Default,,0000,0000,0000,,Ary ireo olona ireo nanokan-tena Dialogue: 0,0:01:10.86,0:01:13.47,Default,,0000,0000,0000,,tamin'ny fampianaran'ny Apostoly sy ny fiombonana, Dialogue: 0,0:01:13.47,0:01:15.71,Default,,0000,0000,0000,,ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana. Dialogue: 0,0:01:15.71,0:01:18.78,Default,,0000,0000,0000,,Isan'andro, nihaona teo an-tokotanin'ny tempoly izy ireo. Dialogue: 0,0:01:18.78,0:01:21.47,Default,,0000,0000,0000,,Any an-tranony, niara-namaky mofo sy niara-nihinana izy ireo, Dialogue: 0,0:01:21.47,0:01:24.66,Default,,0000,0000,0000,,ary nitombo isan'andro ny isan'ireo voavonjy.