< Return to Video

Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com

  • 0:02 - 0:04
    Rehefa nifady hanina sy nivavaka ireo mpaminany sy mpampianatra
  • 0:04 - 0:08
    tamin'ny fiangonana tany am-piandohany dia nantsoin'ny Fanahy Masina i Paoly sy i Barnabasy
  • 0:08 - 0:10
    handeha hanao ny asa misioneran'izy ireo voalohany.
  • 0:10 - 0:13
    Niangona nivavaka ny fiangonana talohan'ny nandefa azy ireo.
  • 0:16 - 0:19
    Nametrahan-tànana izy ireo ary nivavaka tam-pikatrohana mafy izahay.
  • 0:19 - 0:21
    Amin'ny maha-iray fiangonana anay dia nivavaka ho azy roa izahay mba hieren-doza
  • 0:21 - 0:24
    sy homen'Andriamanitra ny teny mety
  • 0:24 - 0:26
    hiresahany amin'ny vahoaka maro.
  • 0:26 - 0:28
    Nivavaka izahay mba hahomby ireo misioneranay
  • 0:28 - 0:30
    amin'ny fampielezana ny Filazantsara.
  • 0:32 - 0:35
    Toerana maro no nandehanan'i Paoly sy i Barnabasy.
  • 0:35 - 0:38
    Tany Sipriosy, nitory ny tenin'Andriamanitra tao amina sinagoga jiosy maro ry zareo.
  • 0:38 - 0:42
    Tany Antiokia any Pisidia, saika ny iray tanàna no nivory
  • 0:42 - 0:44
    hihaino ny tenin'Andriamanitra.
  • 0:44 - 0:46
    Rehefa nandre ny hafatr'izy roa ireo Jenitilisa dia nino.
  • 0:46 - 0:50
    Niely nanerna io faritra io iray manontolo ny tenin'Andriamanitra
  • 0:50 - 0:53
    ary heniky ny hafaliana sy ny Fanahy Masina ireo mpianatra.
  • 0:56 - 0:59
    Nanendry loholona isaky ny fiangonana i Paoly sy i Barnabasy
  • 0:59 - 1:02
    ary nivavaka sady nifady hanina, nanolotra azy ireo ho an'ny Tompo.
  • 1:02 - 1:05
    Navorin'izy ireo ny fiangonana ary notateriny
  • 1:05 - 1:07
    izay rehetra nataon'Andriamanitra tamin'ny alàlan'izy ireo
  • 1:07 - 1:10
    sy ny fomba nanokafany varavaram-pinoana iray ho an'ny Jentilisa.
Title:
Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com
Description:

The church prayed together before sending them out. www.unitedprayerworks.com

more » « less
Video Language:
English
Team:
Team Adventist
Project:
Artv
Duration:
01:16

Malagasy subtitles

Revisions Compare revisions