Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com
-
0:02 - 0:04Rehefa nifady hanina sy nivavaka ireo mpaminany sy mpampianatra
-
0:04 - 0:08tamin'ny fiangonana tany am-piandohany dia nantsoin'ny Fanahy Masina i Paoly sy i Barnabasy
-
0:08 - 0:10handeha hanao ny asa misioneran'izy ireo voalohany.
-
0:10 - 0:13Niangona nivavaka ny fiangonana talohan'ny nandefa azy ireo.
-
0:16 - 0:19Nametrahan-tànana izy ireo ary nivavaka tam-pikatrohana mafy izahay.
-
0:19 - 0:21Amin'ny maha-iray fiangonana anay dia nivavaka ho azy roa izahay mba hieren-doza
-
0:21 - 0:24sy homen'Andriamanitra ny teny mety
-
0:24 - 0:26hiresahany amin'ny vahoaka maro.
-
0:26 - 0:28Nivavaka izahay mba hahomby ireo misioneranay
-
0:28 - 0:30amin'ny fampielezana ny Filazantsara.
-
0:32 - 0:35Toerana maro no nandehanan'i Paoly sy i Barnabasy.
-
0:35 - 0:38Tany Sipriosy, nitory ny tenin'Andriamanitra tao amina sinagoga jiosy maro ry zareo.
-
0:38 - 0:42Tany Antiokia any Pisidia, saika ny iray tanàna no nivory
-
0:42 - 0:44hihaino ny tenin'Andriamanitra.
-
0:44 - 0:46Rehefa nandre ny hafatr'izy roa ireo Jenitilisa dia nino.
-
0:46 - 0:50Niely nanerna io faritra io iray manontolo ny tenin'Andriamanitra
-
0:50 - 0:53ary heniky ny hafaliana sy ny Fanahy Masina ireo mpianatra.
-
0:56 - 0:59Nanendry loholona isaky ny fiangonana i Paoly sy i Barnabasy
-
0:59 - 1:02ary nivavaka sady nifady hanina, nanolotra azy ireo ho an'ny Tompo.
-
1:02 - 1:05Navorin'izy ireo ny fiangonana ary notateriny
-
1:05 - 1:07izay rehetra nataon'Andriamanitra tamin'ny alàlan'izy ireo
-
1:07 - 1:10sy ny fomba nanokafany varavaram-pinoana iray ho an'ny Jentilisa.
- Title:
- Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com
- Description:
-
more » « less
The church prayed together before sending them out. www.unitedprayerworks.com
- Video Language:
- English
- Team:
Team Adventist
- Project:
- Artv
- Duration:
- 01:16
|
Darren Bridenbeck (Amara Staff) rejected Malagasy subtitles for Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com | |
|
Darren Bridenbeck (Amara Staff) accepted Malagasy subtitles for Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com | |
| Fran Ontanaya edited Malagasy subtitles for Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com | ||
| Fran Ontanaya edited Malagasy subtitles for Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com | ||
| Fran Ontanaya edited Malagasy subtitles for Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com | ||
| seventh_day_adventist edited Malagasy subtitles for Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com | ||
| seventh_day_adventist edited Malagasy subtitles for Paul and Barnabas // UnitedPrayerWorks.com |
