NatureNow: Greta Thunberg and George Monbiot make short film on the climate crisis
-
0:02 - 0:04Tsy andrankandrana ity.
Greta Thunberg no anarako. -
0:04 - 0:07Miaina anaty famonoana faobe miharihary isika izao.
-
0:07 - 0:10Mihasimba ny toetr'androntsika.
-
0:11 - 0:14Mandao ny fianarany ireo ankizy toa ahy mba hanao hetsi-panoherana.
-
0:14 - 0:18Fa mbola azontsika atao ny manarina izany.
-
0:19 - 0:21Mbola azonao atao ny manarina izany.
-
0:21 - 0:23Noho izany, tokony hajanontsika ny fandoroana solika voajanahary, fa tsy ho ampy anefa raha izay ihany.
-
0:23 - 0:27Efa maro ireo vahaolana ifampiresahana, nahoana raha vahaolana manoloana antsika no ndeha ho ampiarina?
-
0:27 - 0:30Avelako hanazava momba izany ny namako, George.
-
0:30 - 0:33Misy fitaovana iray mahavariana afaka misintona ny karbaona anatin'ny rivotra, tsy andaniam-bola firy,
-
0:33 - 0:35ary mahavita tena.
-
0:36 - 0:38izay atao hoe ... hazo.
-
0:38 - 0:43Ny hazo dia vahaolana voajanahary iray ho fanorenana ny olana ara-toetr'andro.
-
0:43 - 0:44Ny honko, ny ala fompotra, ny ala, ny
honahona, ny tontolo anaty ranomasina, ny ahidrano, -
0:44 - 0:46ny henineny, ny haran-dranomasina ,dia misintona sy mitazona ny karbaona avy amin'ny rivotra avokoa.
-
0:47 - 0:48Fitaovana azontsika ampiasaina hamerenana amin'ny laoniny ity toetr'androntsika simba ity ny Natiora.
-
0:48 - 0:49Fiovàna goavana no afaka hasetrin'ireo vahaolana voajanahary ireo.
-
0:49 - 0:54Tsara kosa e ?
-
0:54 - 0:57Tsy tanteraka anefa izany raha tsy avelantsika amin'ny toerany ny solika ambanin'ny tany.
-
0:57 - 0:59Izao nefa no mahavariana ... tsy misy miraharaha izany isika izao.
-
0:59 - 1:03Mandany arivo heny lavitra ho an'ny solika ambanin'ny tany noho ny vahaolana voajanahary isika.
-
1:03 - 1:082% fotsiny no voatokana ho an'ny vahaolana ho an'ny fitsinjovana ara-boajanahary ny toetr'andro
-
1:09 - 1:12amin'ny vola voatokana ho fanorenana ny olana eran-tany ara-toetr'andro.
-
1:12 - 1:14Volanao izany, ny hetranao sy ny vola nangoninao.
-
1:14 - 1:18Ny tena mbola mahavariana dia izao fotoana izao no tena ilaintsika ny Natiora,
-
1:20 - 1:22nefa manimba azy farak'izay aingana isika.
-
1:22 - 1:24Mahatratra 200 ny karazam-biby sy zava-maniry izay miha ringana isan'andro.
-
1:26 - 1:31Miha kely ny Arktika.
-
1:31 - 1:33Ringana ny ankamaroan'ny biby dia eran-tany.
-
1:33 - 1:35Miha kely ny tany mamokatra.
-
1:35 - 1:39Inona ary no tokony hataontsika?
-
1:39 - 1:41Inona no tokony hataoNAO ?
-
1:41 - 1:43Tsotra ... tokony Miaro, Manarina sy Mamatsy.
-
1:44 - 1:45Miaro.
-
1:45 - 1:47Ala tropikaly toy ny kianja filalaovam-baolina
-
1:47 - 1:50miisa 30 no voakapa isa-minitra.
-
1:50 - 1:54Tsy maintsy harovantsika ny Natiora,
n'aiza n'aiza ilàna ny antom-pisiany. -
1:54 - 1:57Manarina.
-
1:57 - 1:59Ampahany goavana amin'ity tanintsika
ity no efa simba. -
1:59 - 2:01Kanefa afaka manavao ny tenany ny Natiora
-
2:01 - 2:03ary afaka manampy ny tontolo iainana isika hahavitany izany.
-
2:03 - 2:04Mamatsy.
-
2:04 - 2:05Tsy tokony mamatsy n'inon'inona manimba ny natiora intsony isika
-
2:05 - 2:06fa kosa mamatsy izay rehetra mahatsara azy.
-
2:06 - 2:07Tsotra fotsiny.
-
2:07 - 2:09Miaro, Manarina, Mamatsy.
-
2:09 - 2:10Azo atao izany n'aiza n'aiza.
-
2:10 - 2:11Efa maro ireo olona izay nanomboka nampiasa vahaolana ara-boajanahary.
-
2:11 - 2:13Fa tokony hampitombo laharana azy ireo isika.
-
2:13 - 2:16Afaka mandray anjara ianao.
-
2:16 - 2:19Fidio ireo olona izay miaro ny Natiora.
-
2:19 - 2:21Zarao ity horonantsary ity.
-
2:21 - 2:22Ary hifampiresaho.
-
2:22 - 2:25Misy ireo hetsika lehibe erak'izao tontolo izao ho fiarovana ny Natiora.
-
2:25 - 2:27Mandraisa anjara!
-
2:27 - 2:30Manan-danja ny zava-drehetra.
-
2:31 - 2:32Manan-danja ny ataonao.
- Title:
- NatureNow: Greta Thunberg and George Monbiot make short film on the climate crisis
- Description:
-
Environmental activists Greta Thunberg and George Monbiot have helped produce a short film highlighting the need to protect, restore and use nature to tackle the climate crisis.
Living ecosystems like forests, mangroves, swamps and seabeds can pull enormous quantities of carbon from the air and store them safely, but natural climate solutions currently receive only 2% of the funding spent on cutting emissions.
The film’s director, Tom Mustill of Gripping Films, said: 'We tried to make the film have the tiniest environmental impact possible. We took trains to Sweden to interview Greta, charged our hybrid car at George’s house, used green energy to power the edit and recycled archive footage rather than shooting new.'
#naturenow #climatecrisis #gretathunberg
CREDITS
Narrators: Greta Thunberg & George Monbiot
Director: Tom Mustill
Producer: Triangle Monday
DoP & Editor: Fergus Dingle
Sound: Shaman Media
GFX: Paraic Mcgloughlin
Online: Bram De Jonghe
Picture Post: Special Treats Productions
Mix: Mcasso Music
Audio Post: Tom Martin
NCS Guidance: Charlie Lat
Music: Rone / InFiné MusicThe Independent film by Gripping Films(Tom Mustill) was supported by:
Conservation International
Food and Land Use Coalition
Gower StWith guidance from
Nature4ClimateNatural Climate Solutions
www.grippingfilms.com
FIND OUT MORE:
#naturenow
www.naturalclimate.solutions - Video Language:
- English
- Team:
- Amplifying Voices
- Project:
- Environment and Climate Change
- Duration:
- 03:41
Fran Ontanaya edited Malagasy subtitles for NatureNow: Greta Thunberg and George Monbiot make short film on the climate crisis | May 1, 2023, 1:52 PM | |
TWB edited Malagasy subtitles for NatureNow: Greta Thunberg and George Monbiot make short film on the climate crisis | Feb 11, 2020, 5:05 PM |