WEBVTT 00:00:01.560 --> 00:00:04.135 line:1 Tsy andrankandrana ity. Greta Thunberg no anarako. 00:00:04.375 --> 00:00:06.651 line:1 Miaina anaty famonoana faobe miharihary isika izao. 00:00:06.852 --> 00:00:10.212 line:1 Mihasimba ny toetr'androntsika. 00:00:11.171 --> 00:00:13.612 line:1 Mandao ny fianarany ireo ankizy toa ahy mba hanao hetsi-panoherana. 00:00:14.022 --> 00:00:18.217 line:1 Fa mbola azontsika atao ny manarina izany. 00:00:18.561 --> 00:00:20.897 line:1 Mbola azonao atao ny manarina izany. 00:00:20.897 --> 00:00:22.963 line:1 Noho izany, tokony hajanontsika ny fandoroana solika voajanahary, fa tsy ho ampy anefa raha izay ihany. 00:00:23.372 --> 00:00:26.577 line:1 Efa maro ireo vahaolana ifampiresahana, nahoana raha vahaolana manoloana antsika no ndeha ho ampiarina? 00:00:27.217 --> 00:00:29.822 line:1 Avelako hanazava momba izany ny namako, George. 00:00:30.112 --> 00:00:32.692 line:1 Misy fitaovana iray mahavariana afaka misintona ny karbaona anatin'ny rivotra, tsy andaniam-bola firy, 00:00:32.692 --> 00:00:35.412 line:1 ary mahavita tena. 00:00:35.682 --> 00:00:38.112 line:1 izay atao hoe ... hazo. 00:00:38.211 --> 00:00:42.721 line:1 Ny hazo dia vahaolana voajanahary iray ho fanorenana ny olana ara-toetr'andro. 00:00:42.721 --> 00:00:44.418 line:1 Ny honko, ny ala fompotra, ny ala, ny honahona, ny tontolo anaty ranomasina, ny ahidrano, 00:00:44.418 --> 00:00:46.466 line:1 ny henineny, ny haran-dranomasina ,dia misintona sy mitazona ny karbaona avy amin'ny rivotra avokoa. 00:00:46.576 --> 00:00:47.929 line:1 Fitaovana azontsika ampiasaina hamerenana amin'ny laoniny ity toetr'androntsika simba ity ny Natiora. 00:00:47.929 --> 00:00:48.872 line:1 Fiovàna goavana no afaka hasetrin'ireo vahaolana voajanahary ireo. 00:00:48.952 --> 00:00:53.692 line:1 Tsara kosa e ? 00:00:53.692 --> 00:00:56.502 line:1 Tsy tanteraka anefa izany raha tsy avelantsika amin'ny toerany ny solika ambanin'ny tany. 00:00:56.502 --> 00:00:58.772 line:1 Izao nefa no mahavariana ... tsy misy miraharaha izany isika izao. 00:00:58.772 --> 00:01:02.692 line:1 Mandany arivo heny lavitra ho an'ny solika ambanin'ny tany noho ny vahaolana voajanahary isika. 00:01:03.212 --> 00:01:07.883 line:1 2% fotsiny no voatokana ho an'ny vahaolana ho an'ny fitsinjovana ara-boajanahary ny toetr'andro 00:01:08.502 --> 00:01:12.325 line:1 amin'ny vola voatokana ho fanorenana ny olana eran-tany ara-toetr'andro. 00:01:12.325 --> 00:01:14.012 line:1 Volanao izany, ny hetranao sy ny vola nangoninao. 00:01:14.222 --> 00:01:17.622 line:1 Ny tena mbola mahavariana dia izao fotoana izao no tena ilaintsika ny Natiora, 00:01:19.702 --> 00:01:21.892 line:1 nefa manimba azy farak'izay aingana isika. 00:01:21.892 --> 00:01:24.402 line:1 Mahatratra 200 ny karazam-biby sy zava-maniry izay miha ringana isan'andro. 00:01:25.744 --> 00:01:30.548 line:1 Miha kely ny Arktika. 00:01:30.548 --> 00:01:32.842 line:1 Ringana ny ankamaroan'ny biby dia eran-tany. 00:01:32.842 --> 00:01:35.377 line:1 Miha kely ny tany mamokatra. 00:01:35.377 --> 00:01:39.053 line:1 Inona ary no tokony hataontsika? 00:01:39.394 --> 00:01:41.021 line:1 Inona no tokony hataoNAO ? 00:01:41.021 --> 00:01:43.468 line:1 Tsotra ... tokony Miaro, Manarina sy Mamatsy. 00:01:43.773 --> 00:01:44.958 line:1 Miaro. 00:01:44.958 --> 00:01:47.211 line:1 Ala tropikaly toy ny kianja filalaovam-baolina 00:01:47.211 --> 00:01:50.094 line:1 miisa 30 no voakapa isa-minitra. 00:01:50.094 --> 00:01:54.228 line:1 Tsy maintsy harovantsika ny Natiora, n'aiza n'aiza ilàna ny antom-pisiany. 00:01:54.462 --> 00:01:57.050 line:1 Manarina. 00:01:57.050 --> 00:01:59.029 line:1 Ampahany goavana amin'ity tanintsika ity no efa simba. 00:01:59.029 --> 00:02:01.012 line:1 Kanefa afaka manavao ny tenany ny Natiora 00:02:01.012 --> 00:02:02.813 line:1 ary afaka manampy ny tontolo iainana isika hahavitany izany. 00:02:02.813 --> 00:02:04.374 line:1 Mamatsy. 00:02:04.374 --> 00:02:05.458 line:1 Tsy tokony mamatsy n'inon'inona manimba ny natiora intsony isika 00:02:05.458 --> 00:02:06.225 line:1 fa kosa mamatsy izay rehetra mahatsara azy. 00:02:06.225 --> 00:02:07.429 line:1 Tsotra fotsiny. 00:02:07.429 --> 00:02:08.501 line:1 Miaro, Manarina, Mamatsy. 00:02:08.501 --> 00:02:09.513 line:1 Azo atao izany n'aiza n'aiza. 00:02:10.084 --> 00:02:11.198 line:1 Efa maro ireo olona izay nanomboka nampiasa vahaolana ara-boajanahary. 00:02:11.198 --> 00:02:13.325 line:1 Fa tokony hampitombo laharana azy ireo isika. 00:02:13.325 --> 00:02:16.153 line:1 Afaka mandray anjara ianao. 00:02:16.153 --> 00:02:18.679 line:1 Fidio ireo olona izay miaro ny Natiora. 00:02:18.679 --> 00:02:20.505 line:1 Zarao ity horonantsary ity. 00:02:20.505 --> 00:02:21.878 line:1 Ary hifampiresaho. 00:02:21.878 --> 00:02:24.581 line:1 Misy ireo hetsika lehibe erak'izao tontolo izao ho fiarovana ny Natiora. 00:02:24.581 --> 00:02:26.581 line:1 Mandraisa anjara! 00:02:26.581 --> 00:02:30.042 line:1 Manan-danja ny zava-drehetra. 00:02:31.051 --> 00:02:31.881 line:1 Manan-danja ny ataonao.