Beyoncé - Hafatra Fanentanana Andro manerantany Ho Fanampiana ny Mahaolona 2012
-
0:01 - 0:01[Feon-Kira fampidirana "I Was Here" (Teto Aho)]
-
0:01 - 0:05[Beyoncé] Ny 19 aogositra 2012
-
0:05 - 0:08fotoana izao hijoroantsika
-
0:08 - 0:11manaova zavatra ho ana olombelona hafa
-
0:11 - 0:13kely loatra ny tsy misy
-
0:13 - 0:17Manomboka amintsika tsirairay io
-
0:17 - 0:21Mamelà marika ary mitenena hoe "I was here." (Teto Aho)
-
0:21 - 0:24mandehana ao amin'ny whd-iwashere.org
-
0:24 - 0:27ary miaraka mampafantatra ny tantarantsika isika
-
0:27 - 0:34♪ Teto aho. Niaina aho, nitia aho ♪
[Ambonin'ny hira:] Indray andro, -
0:34 - 0:37hafatra tokana, manao asa ny olona iray miliara
-
0:37 - 0:41♪ Nataoko, vitako ♪
[Ambonin'ny hira:] ho an'ny tsirairay. -
0:43 - 0:44♪ Teto aho ♪
-
0:44 - 0:49Hahita anao aho izany.
-
0:49 - 0:50(Teto aho Andro Fanampiana Mahaolona 19 Aogositra whd-iwashere.org)
-
Not SyncedDika antsoratry ny mpanolotena ato @ amara.org
-
Not Synced♪ Nataoko, vitako ♪
- Title:
- Beyoncé - Hafatra Fanentanana Andro manerantany Ho Fanampiana ny Mahaolona 2012
- Description:
-
Andro1, Tontolo 1, Hafatra 1
Ampio izao tontolo izao handray antsoratra sy hisoratra ao amin'ny http://www.whd-iwashere.org
- Video Language:
- English
- Team:
- World Humanitarian Day
- Duration:
- 0:50
Zo Andriamifidisoa edited Malagasy subtitles for Beyoncé - World Humanitarian Day 2012 Campaign Message | ||
Zo Andriamifidisoa added a translation |