< Return to Video

1 lesson - Come out of the the box - The Pioneer School

  • 0:00 - 0:03
    Tongasoa amin'ity lesona voalohany ity
    amin'ny Sekoly fanombohana.
  • 0:03 - 0:06
    Tantaran'ny fiangonana no horesahantsika.
  • 0:06 - 0:09
    Hasehoko anao hoe maro ireo ataontsika
    androany
  • 0:09 - 0:15
    no tsy araka ny Tenin'Andriamanitra
    fa ny antsika,
  • 0:15 - 0:18
    tamin'ny fiangonana Katolika
    taona maro izay.
  • 0:18 - 0:21
    Ary satria izay fototra izay
    no anorenantsika,
  • 0:21 - 0:26
    dia mitovy daholo ny fiangonana
    ary tsy manao mpianatra,
  • 0:26 - 0:28
    araka izay nandidian'I Jesosy azy.
  • 0:29 - 0:33
    Ary rehefa hitantsika izany, ary manova
    ny fanaontsika isika,
  • 0:33 - 0:36
    dia hahomby isika amin'ny fanaovana
    mpianatra.
  • 0:36 - 0:41
    Horavantsika ny fomban-drazana ary
    hiditra amin'ny
  • 0:41 - 0:44
    tena tokony fiainana kristiana isika.
  • 0:44 - 0:48
    Ny tokony fiainan'ny kristiana dia izay hitantsika
    ato amin'ny Asan'ny Apostoly.
  • 0:48 - 0:50
    Kristiana mifoha araky ny ao amin'ny Baiboly.
  • 0:50 - 0:53
    Tsy ireto ao aoriako ireto ny tokony no izy.
  • 0:53 - 0:57
    Ny Baiboly, ny bokin'ny Asan'ny Apostoly
    no tokony ho fiainana kristiana.
  • 0:57 - 1:01
    Hanampy anao hahita izany aho
    amin'ity lesona ity,
  • 1:01 - 1:06
    ary hiditra amin'ny fahafahana ianao,
    hiaina izay tian'Andriamanitra iainanao.
  • 1:06 - 1:08
    Ny fiainana vakiantsika amin'ny
    bokin'ny Asan'ny Apostoly.
  • 1:08 - 1:11
    Tongasoa àry amin'ity lesona ity.
  • 1:11 - 1:14
    Ny Reforma Farany
  • 1:17 - 1:20
    BOKIN'NY ASAN'NY APOSTOLY
  • 1:24 - 1:26
    Lesona 20 hitondra FANOVANA
  • 1:29 - 1:32
    FIANDOHANA VAOVAO
  • 1:37 - 1:39
    AMIN'NY FIAINANAO
  • 1:42 - 1:43
    AMIN'
  • 1:44 - 1:44
    NY
  • 1:45 - 1:46
    FIAINANAO
  • 1:50 - 1:53
    Tongasoa amin'ny Sekoly Fanombohana
  • 1:54 - 1:59
    Tongasoa ianao, Torben Sondergaard
    no anarako, avy any Danemarka.
  • 1:59 - 2:02
    Fifaliana be ho ahy ny mandray anao.
  • 2:02 - 2:06
    Mino aho fa hanova ny fiainanao
    ity fampianarana ity.
  • 2:06 - 2:10
    Maro taminareo no nahita ny YouTube-ko
    na ny tranonkalako:
  • 2:10 - 2:11
    TheLastReformation.com,
  • 2:11 - 2:15
    Sady nahare ny fijoroana vavolombelona
    amin'ny asan'Andriamanitra.
  • 2:15 - 2:21
    Mino aho fa hitondra anao amin'izany
    fiainana izany ity fianarana ity.
  • 2:21 - 2:25
    Fiainana iriantsika, fiainana vakiantsika
    ao amin'ny Asan'ny Apostoly.
  • 2:25 - 2:30
    Azoko lazaina fa mahagaga ny zavatra
    ataon'Andriamanitra
  • 2:30 - 2:35
    satria mahare fijoroana vavolombelona
    maro aho isan'andro, olona niova
  • 2:35 - 2:39
    tamin'ny alalan'ity fampianarana ity.
    Niova ny fiainany
  • 2:39 - 2:42
    tamin'ny fomba fanaovantsika mpianatra.
  • 2:42 - 2:48
    Lazaiko dieny ety fa hanofana sy hanampy
    olona no ato am-poko.
  • 2:48 - 2:53
    Inoako fa raha manova fomba fiasa isika,
    fomba fampianarana,
  • 2:53 - 2:58
    fomba fitoriana filazantsara,
    fomba fanaovantsika mpianatra.
  • 2:58 - 3:07
    Inoako fa hahita zava-mahagaga isika,
    ary tsy ho ela izany.
  • 3:07 - 3:13
    Nisy olona tany Holandy nahita ny video-ko
    andro vitsivitsy izay.
  • 3:13 - 3:17
    Ary nandeha taty Danemarka izy
    hanao vakansa,
  • 3:17 - 3:22
    sady te-hahita ahy hiaraka amiko
    eny an-dalana.
  • 3:22 - 3:27
    Mpivady manan-janaka 4, ary
    niaraka tamin'ny zanany izy.
  • 3:27 - 3:33
    Niresaka kely izahay ary rehefa nankeny
    amin'ny tanàna misy ahy izy ireo,
    dia naniry
  • 3:33 - 3:36
    hianatra hanasitrana ny marary,
    te hiaina an'izany izy ireo.
  • 3:36 - 3:38
    Tsy mbola nisy tamin'izy ireo
  • 3:38 - 3:42
    nivavaka ho an'olona teny an-dalana
    ka nahasitrana.
  • 3:42 - 3:49
    Tsotra ny zavatra nataoko, hita ao amin'ny
    tenin'Andriamanitra izany. Hoy Jesosy:
  • 3:49 - 3:53
    "Avia manaraha ahy",
    dia nanaraka Azy ny olona,
  • 3:53 - 3:57
    ary nikasika ny olona Jesosy.
  • 3:57 - 4:01
    Tsy tamin'ny fanaovana Sekoly Biblika,
    fa tamin'ny fiainana andavanandro.
  • 4:01 - 4:04
    Izay no nataoko andro vitsy izay.
  • 4:04 - 4:09
    Hoy izaho: "Andao hanaraka ahy",
    ary nankeny an-tanàna izahay.
  • 4:09 - 4:16
    20 minitra teo no nivavahan'ilay ramatoa
    hanasitranana ilay olona voalohany.
  • 4:16 - 4:20
    20 minitra taorian'izay nivavaka ny vadiny
    ary sitrana ny marary.
  • 4:20 - 4:25
    Nahagaga satria nisy avy any Islandy ny olona
    nentiny am-bavaka.
  • 4:25 - 4:29
    Tanaty ekipa mpilalao baolina kitra
    hilalao ao Danemarka,
  • 4:29 - 4:32
    sitrana ny sasany tamin'ireo.
  • 4:32 - 4:37
    Avy eo, nanatona anay daholo ilay
    ekipa manontolo, ary tampoka teo olona 40
  • 4:37 - 4:43
    tao aorianay, izay nentinay am-bavaka.
    Hoy aho tamin'ireo olona avy any Holandy:
  • 4:43 - 4:50
    "Mivavaha fotsiny ianareo, ataovy fotsiny."
    20 hatramin'ny 40 minitra avy eo,
  • 4:50 - 4:55
    nivavaka ho an'olona maro izy ireo
    ary betsaka no sitrana tamin'ireo.
  • 4:55 - 5:01
    Inoako fa 30 no sitrana tamin'izay
    ora izay.
  • 5:01 - 5:06
    Ny iray tamin'ireo olona roa novavahanay
    farany dia narary an-doha
  • 5:06 - 5:08
    nandritra ny 2 taona ary sitrana.
  • 5:08 - 5:14
    Ny anankiray, 4 taona izay taorian'ny
    lozam-pifamoivozana,
  • 5:14 - 5:19
    nisy taolana tsy nijanona tamin'ny
    toerany.
  • 5:19 - 5:22
    Nanana olana tamin'ny lamosiny izy nandritra ny
    4 taona, ary rehefa
  • 5:22 - 5:27
    kasihiny ny lamosiny, dia tsapany ilay taolana
  • 5:27 - 5:31
    dia hitany fa misy olana ao.
  • 5:31 - 5:36
    Ilay vehivavy avy any Holandy, nolazaiko
    toy ilay anankiray hoe "Mivavaha fotsiny"
  • 5:36 - 5:41
    Nametra-tanana izy ary nivavaka. Dia niverina
    tamin'ny laoniny tao amin'ny vatany ilay taolana.
  • 5:41 - 5:45
    ary tsy reny intsony, ary lasa koa
    ny fanaintainana.
  • 5:45 - 5:50
    Tao anatin'ny ora iray no niainanay izany.
  • 5:50 - 5:55
    40 minitra no nianaran'izy ireo nanasitrana ny marary.
  • 5:55 - 5:58
    Nody tany Holandy izy ireo ary nanohy an'izany.
  • 5:58 - 6:03
    Satria tsy izaho no manao an'izany fa ny
    Fanahy Masina ao anatintsika.
  • 6:03 - 6:09
    Ohatra iray ihany izany amin'ny
    fanaovana mpianatra
  • 6:09 - 6:13
    amin'ny fomba hafa noho ny hoe mameno
    sezam-piangonana fotsiny
  • 6:13 - 6:18
    na hoe manao Sekoly Biblika. Sekoly biblika koa ity
  • 6:18 - 6:20
    fa amin'ny rohy, ary samihafa mihitsy, ary
  • 6:20 - 6:23
    ho hitanao izany ao aoriana.
  • 6:23 - 6:26
    Tsy hoe ho fenoina teolojia ny lohanao,
    fa resaka pratika
  • 6:26 - 6:33
    ny fampianarana omeko anao. Satria toy ilay
    mpivady avy any Holandy,
  • 6:33 - 6:41
    nahita ny fiainany niova izahay, ary 40 minitra
    no nianarany niditra tamin'ity fiainana ity.
  • 6:41 - 6:46
    Firy ny isan'ny olona any am-piangonana
    eran-tany amin'izao
  • 6:46 - 6:52
    izay nipetraka nandritra ny 10, 15, 20 taona ary
  • 6:52 - 6:54
    te-hahita zavatra toy itony?
  • 6:54 - 6:58
    Fa tsy nataony izany ary mbola mipetraka
    mieritreritra izy.
  • 6:58 - 7:02
    Mipetraka izy ary mihaino, ary mihevitra
    fa hitranga izany indray andro any.
  • 7:02 - 7:07
    Tsy hitranga izany raha ny mbola
    fanaontsika ihany no ataontsika.
  • 7:07 - 7:12
    Mila sahy isika manontany tena hoe
    inona no ataontsika.
  • 7:12 - 7:14
    Araka ny tenin'Andriamanitra ve izany?
  • 7:14 - 7:16
    Tena manao mpianatra tokoa ve isika?
  • 7:16 - 7:21
    Inoako fa ny fifohazam-panahy
    atrehantsika izao no reforma farany.
  • 7:21 - 7:24
    Reforma hanaovana mpianatra izany.
  • 7:25 - 7:32
    Satria raha ampiasaintsika ny fitaovana
    nomen'Andriamanitra antsika ary
    manao mpianatra
  • 7:32 - 7:34
    toy ny niantsoan'I Jesosy antsika.
  • 7:34 - 7:37
    Ary ataontsika amin'ny fomba nasainy
    nanaovana azy.
  • 7:37 - 7:43
    Dia hahita zavatra maro isika, ary manana
    fijoroana vavolombelona avy amin'olona maro aho
  • 7:43 - 7:47
    izay nameno sezam-piangonana
    nandritra ny fiainany,
  • 7:47 - 7:53
    na 20 - 40 taona tsy nitondra olona
    tao amin'I Kristy,
  • 7:53 - 7:55
    tsy nanasitrana marary, tsy nandroaka demonia,
  • 7:55 - 8:01
    tsy mbola niaina ivelan'ny natoraly ary tsy manana fijoroana vavolombelona
  • 8:01 - 8:04
    toy izay hitantsika ao amin'ny Asan'ny Apostoly.
  • 8:04 - 8:09
    Raha miara-miasa aminy 1 na 2 ora, mety hoe indray andro any
  • 8:09 - 8:15
    hiova ny fiainany ary aorian'izay afaka miaina fiainana toy izany izy ireo.
  • 8:15 - 8:20
    Taloha, tsy toy ny tao amin'ny Asan'ny apostoly ny fiainan'izy ireo.
  • 8:20 - 8:26
    Fa afaka ora vitsy, niova ho toy izay hitantsika
  • 8:26 - 8:30
    ao amin'ny Asan'ny apostoly. Hizara fijoroana vavolombelona maro toy izany aho aoriana kely
  • 8:30 - 8:32
    ao anatin'ity Sekoly biblika ity.
  • 8:32 - 8:36
    Ary raha maniry ny hampiasain'Andriamanitra ianao,
  • 8:36 - 8:42
    raha te-hahita ny fomba hampiasain'Andriamanitra anao.
  • 8:42 - 8:44
    Dia eto amin'ny toerana tokony
    hisy anao ianao.
  • 8:44 - 8:49
    Raha teolojia no tadiavinao ary
    te-hiady hevitra fotsiny
  • 8:49 - 8:51
    dia tsy ity no Sekoly biblika mety aminao.
  • 8:51 - 8:58
    Satria mila fantantsika fa tsy ny fananana
    teolojia marina fotsiny no izy.
  • 8:58 - 8:59
    Ho hitanao ato izany.
  • 8:59 - 9:04
    Fa manao zavatra amin'ny fomba tsotra,
    toy ny nataon'I Jesosy.
  • 9:04 - 9:11
    Manokatra ny masontsika ary manala
    ny fomba fijery amin'ny fombafomba
  • 9:11 - 9:14
    manomboka amin'ny fiandohana.
  • 9:14 - 9:16
    Izao no ataoko amin'ny lesona voalohany ity:
  • 9:16 - 9:19
    Hiresaka tantaran'ny fiangonana aho.
  • 9:19 - 9:23
    Betsaka ny tsy mampientanentana
    amin'ny tantaram-piangonana, fa ity
  • 9:23 - 9:31
    mampientanentana satria maneho
    ny anton'ny zavatra ankehitriny.
  • 9:31 - 9:35
    Eo anivon'ny fiangonana sy izao tontolo izao.
    Hanampy anao izany hivoaka amin'ireo
  • 9:35 - 9:41
    fombafomba ireo ary hiaina ny fiainana
    irianao, ilay fiainana hitantsika
  • 9:41 - 9:43
    ao amin'ny Bokin'ny Asan'ny apostoly.
  • 9:43 - 9:47
    Tiako lazaina aloha hoe ity ny Baiboly.
  • 9:47 - 9:56
    Raha tiako ho hita hoe ahoana no tokony
    ho fiainan'ny kritsiana.
  • 9:56 - 10:01
    Aiza no tokony hijerevako izany? Ao amin'ny
    Testamenta Taloha ve?
  • 10:01 - 10:07
    Tsia, satria ny Testamenta Taloha tsy ahitana
    mpianatr'i Jesosy toa ahy sy ianao.
  • 10:07 - 10:14
    Satria ny Testamenta Taloha dia talohan'i
    Jesosy, Fanekena Taloha iny ary
  • 10:14 - 10:19
    samihafa amin'ny zavatra androany
    ny tamin'izany.
  • 10:19 - 10:21
    Betsaka ny fiangonana sy ny kristiana androany
  • 10:21 - 10:26
    no miaina amin'ny Test. Taloha sy amin'ny
    fomba fisainan'ny Test. taloha.
  • 10:26 - 10:32
    Tsy ao amin'ny Test. taloha no ahitana
    ny atao hoe mpianatra.
  • 10:32 - 10:34
    Aiza ary no ahitàna an'izany?
  • 10:34 - 10:39
    Ao amin'ny filazantsara 4 ve? Tsia,
    tsy ao amin'ny filazantsara 4.
  • 10:39 - 10:45
    Ny filazantsara dia ahitantsika ny
    tenin'I Jesosy, ahitana
  • 10:45 - 10:49
    izay niantsoan'I Jesosy antsika. Ny nandefasany ny mpianatra, ny niainany
  • 10:49 - 10:52
    ny niasàny ary ny nahafatesany sy ny nitsanganany.
  • 10:52 - 10:58
    Fa tsy mahita mpianatra toa ahy sy ianao ao amin'ny filazantsara 4. Nahoana?
  • 10:58 - 11:02
    Satria tsy nisy olona tao amin'ny filazantsara natao batisa tamin'I Jesosy
  • 11:02 - 11:07
    toy ny anaovana batisa antsika androany. Tsy nisy nandray ny Fanahy Masina
  • 11:07 - 11:13
    toy ny nandraisantsika androany. Mbola tsy nilatsaka ny Fanahy Masina ao amin'ny filazantsara 4.
  • 11:13 - 11:16
    Mbola tsy maty sy nitsangana Jesosy.
  • 11:16 - 11:20
    Ny filazantsara 4 dia mbola Fanekena Taloha.
  • 11:20 - 11:26
    Ary maro ny kristiana ankehitriny no mbola miaina amin'ny filazantsara 4 ary mbola tsy mahatakatra
  • 11:26 - 11:30
    fa tsy any no tokony iainantsika. Tokony hiaina isika
  • 11:30 - 11:33
    toy ny ao amin'ny Asan'ny apostoly, ilay boky manaraka. Satria ao amin'ny Asan'ny apostoly
  • 11:33 - 11:37
    dia hitantsika ny nirotsahan'ny Fanahy Masina tamin'ny olona
  • 11:37 - 11:42
    ary ny fomba niainan'izy ireo. Inona no hitanao ao amin'ny Asan'ny Apostoly?
  • 11:42 - 11:47
    Mahita ianao olona tia an'Andriamanitra, tia an'I Jesosy, olona vonona
  • 11:47 - 11:51
    hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka Azy ary maro ireo maty martiora.
  • 11:51 - 11:55
    Hitanao ao koa ny fiasan'ny Fanahy Masina tamin'izy ireo.
  • 11:55 - 12:02
    Ny fitarihan'ny Fanahy Masina azy ireo, ny fampiasan'Andriamanitra azy hananganana ny Fiangonany.
  • 12:02 - 12:05
    Nitovy tamin'ny fiasan'ny Fanahy Masina tao amin'ny Asan'ny Apostoly
  • 12:05 - 12:11
    ahitanao ny Fanahy Masina mitarika azy ireo tamin'ny nofy, niresaka tamin'izy ireo
  • 12:11 - 12:16
    ary niteny izy ireo ary nanasitrana ny marary sy nandroaka ny demonia.
  • 12:16 - 12:20
    Izany no hitantsika ao amin'ny Asan'ny Apostoly.
  • 12:20 - 12:25
    Ny bokin'ny Asan'ny Apostoly no fiainana kristiana araka ny tokony ho izy.
  • 12:25 - 12:32
    Raha toa ianao ka avy amina fiangonana izay amenoanao seza izay rehefa jerena
  • 12:32 - 12:38
    dia tena tsy mitovy amin'ny Asan'ny Apostoly,
  • 12:38 - 12:46
    te-hilaza aminao aho fa tsy fiainana kristiana araka ny tokony ho izy no hitanao ap.
  • 12:46 - 12:48
    Tsy izany no tokony ho izy.
  • 12:48 - 12:52
    Tokony hitovy amin'ny bokin'ny Asan'ny Apostoly no izy.
  • 12:52 - 12:55
    Raha toa ianao ka amina anaram-piangonana iray ary mijery manodidina
  • 12:55 - 13:00
    dia manana hevitra iray ny amin'ny maha-kristiana ianao.
  • 13:00 - 13:03
    Fa raha amina fiangonana hafa ianao, amina anaram-piangonana hafa,
  • 13:03 - 13:07
    dia hahazo hevitra hafa momba ny maha-kristiana.
  • 13:07 - 13:13
    Tokony hajanona izany ary raisina ny Teny, ny bokin'ny Asan'ny Apostoly.
  • 13:13 - 13:18
    Indrindra rehefa mijery ny atao hoe mpianatra isika sy ny tokony fomba hiainantsika.
  • 13:18 - 13:26
    Mitovy amin'izany ny androany. Satria mino ny rehetra fa Jesosy tsy miova omaly,
  • 13:26 - 13:31
    sy anio ary mandrakizay. Tsy niova Izy. Inoantsika izany rehefa miresaka famonjena.
  • 13:31 - 13:35
    Mino an'izany isika rehefa miresaka zavatra maro.
  • 13:35 - 13:40
    Fa ahoana ny momba ny fiainana? Ny Fanahy Masina?
    Ny fahagagana?
  • 13:40 - 13:45
    Raha tsy niova Izy, dia mbola mitombina ny hitantsika
    ao amin'ny Asan'ny Apostoly.
  • 13:45 - 13:48
    Satria raha tsy niova Izy dia tsy niova ny Fanahy Masina.
  • 13:48 - 13:51
    Tsy momba ny apostoly ny bokin'ny Asan'ny apostoly.
  • 13:51 - 13:55
    Ho hitanao fa momba ny Fanahy Masina io boky io.
  • 13:55 - 14:01
    tao anatin'ireo mpianatra voalohany ary ny
    fomba fiainan'izy ireo. Tsy niova Izy.
  • 14:01 - 14:06
    Tsy niova ny Fanahy Masina, noho izany
    ny fiainantsika dia tokony ho toy ny hita ao
  • 14:06 - 14:12
    amin'ny bokin'ny Asan'ny apostoly. Tamin'izaho
    nanomboka nahita an'izany, ny sasany amin'ireo
    izay ho zaraiko
  • 14:12 - 14:19
    aminao amin'ity Sekoly biblika, izaho mihitsy
    no nivoaka tamin'ny fiainako nahazatra
  • 14:19 - 14:21
    tamin'izany fotoana izany.
  • 14:21 - 14:26
    Nanao dingana iray aho, avy eo iray hafa
    ary tampoka teo aho nanomboka nahita
    mihoatra ary
  • 14:26 - 14:31
    fiainana mitovy amin'izay hitantsika ato.
    Manana fijoroana vavolombelona mahagaga
    maro aho tamin'ny nitondran'Andriamanitra
  • 14:31 - 14:34
    ahy tamina nofy ary niresaka tamiko tamin'ny
    Fanahy Masina; mitarika ahy
  • 14:34 - 14:41
    Nahita aho olona maro voavonjy sy
    feno ny Fanahy Masina.
  • 14:41 - 14:45
  • 14:45 - 14:48
  • 14:48 - 14:52
  • 14:52 - 15:00
  • 15:00 - 15:06
  • 15:06 - 15:09
  • 15:09 - 15:12
  • 15:12 - 15:18
  • 15:18 - 15:22
  • 15:22 - 15:24
  • 15:24 - 15:29
  • 15:29 - 15:30
  • 15:30 - 15:34
  • 15:34 - 15:40
  • 15:40 - 15:41
  • 15:41 - 15:46
  • 15:46 - 15:54
  • 15:54 - 15:58
  • 15:58 - 16:04
  • 16:04 - 16:07
  • 16:07 - 16:11
  • 16:11 - 16:17
  • 16:17 - 16:22
  • 16:22 - 16:26
  • 16:26 - 16:31
  • 16:33 - 16:35
  • 16:37 - 16:43
  • 16:43 - 16:47
  • 16:48 - 16:52
  • 16:52 - 16:54
  • 16:54 - 16:58
  • 16:58 - 17:00
  • 17:01 - 17:05
  • 17:05 - 17:10
  • 17:11 - 17:13
  • 17:13 - 17:17
  • 17:19 - 17:24
  • 17:24 - 17:29
  • 17:29 - 17:36
  • 17:36 - 17:44
  • 17:44 - 17:52
  • 17:52 - 17:56
  • 17:56 - 18:05
  • 18:05 - 18:14
  • 18:14 - 18:18
  • 18:18 - 18:23
  • 18:23 - 18:27
  • 18:27 - 18:33
  • 18:33 - 18:35
  • 18:35 - 18:40
  • 18:42 - 18:45
  • 18:46 - 18:48
  • 18:48 - 18:51
  • 18:51 - 18:53
  • 18:54 - 19:00
  • 19:00 - 19:08
  • 19:08 - 19:13
  • 19:14 - 19:20
  • 19:20 - 19:22
  • 19:22 - 19:28
  • 19:28 - 19:33
  • 19:33 - 19:40
  • 19:40 - 19:46
  • 19:46 - 19:48
  • 19:49 - 19:56
  • 19:56 - 19:59
  • 20:00 - 20:07
  • 20:08 - 20:13
  • 20:13 - 20:17
  • 20:17 - 20:19
  • 20:20 - 20:27
  • 20:27 - 20:33
  • 20:33 - 20:38
  • 20:38 - 20:44
  • 20:44 - 20:53
  • 20:53 - 21:00
  • 21:00 - 21:09
  • 21:09 - 21:14
  • 21:14 - 21:21
  • 21:21 - 21:26
  • 21:26 - 21:30
  • 21:31 - 21:35
  • 21:37 - 21:42
  • 21:42 - 21:49
  • 21:49 - 21:54
  • 21:54 - 21:59
  • 21:59 - 22:03
  • 22:03 - 22:10
  • 22:10 - 22:17
  • 22:17 - 22:21
  • 22:21 - 22:26
  • 22:26 - 22:29
  • 22:31 - 22:35
  • 22:35 - 22:42
  • 22:42 - 22:48
  • 22:48 - 22:51
  • 22:51 - 22:56
  • 22:56 - 23:02
  • 23:02 - 23:05
  • 23:05 - 23:10
  • 23:10 - 23:15
  • 23:15 - 23:19
  • 23:19 - 23:24
  • 23:26 - 23:30
  • 23:30 - 23:34
  • 23:34 - 23:36
  • 23:36 - 23:42
  • 23:42 - 23:48
  • 23:48 - 23:59
  • 23:59 - 24:07
  • 24:07 - 24:11
  • 24:11 - 24:18
  • 24:18 - 24:22
  • 24:22 - 24:29
  • 24:29 - 24:34
  • 24:34 - 24:43
  • 24:43 - 24:49
  • 24:49 - 24:52
  • 24:52 - 25:00
  • 25:00 - 25:06
  • 25:06 - 25:10
  • 25:10 - 25:18
  • 25:18 - 25:21
  • 25:21 - 25:25
  • 25:25 - 25:28
  • 25:28 - 25:32
  • 25:32 - 25:35
  • 25:36 - 25:42
  • 25:42 - 25:47
  • 25:47 - 25:51
  • 25:52 - 26:00
  • 26:00 - 26:05
  • 26:05 - 26:09
  • 26:09 - 26:13
  • 26:14 - 26:18
  • 26:18 - 26:23
  • 26:23 - 26:27
  • 26:27 - 26:31
  • 26:31 - 26:35
  • 26:35 - 26:39
  • 26:39 - 26:43
  • 26:43 - 26:46
  • 26:46 - 26:48
  • 26:48 - 26:53
  • 26:53 - 26:58
  • 26:58 - 27:02
  • 27:02 - 27:07
  • 27:07 - 27:10
  • 27:10 - 27:16
  • 27:16 - 27:17
  • 27:18 - 27:24
  • 27:25 - 27:30
  • 27:30 - 27:34
  • 27:34 - 27:42
  • 27:42 - 27:49
  • 27:50 - 27:54
  • 27:54 - 27:57
  • 27:57 - 28:03
  • 28:03 - 28:09
  • 28:09 - 28:14
  • 28:14 - 28:17
  • 28:18 - 28:22
  • 28:22 - 28:28
  • 28:28 - 28:32
  • 28:32 - 28:37
  • 28:37 - 28:41
  • 28:41 - 28:47
  • 28:47 - 28:52
  • 28:52 - 28:55
  • 28:55 - 29:00
  • 29:00 - 29:03
  • 29:04 - 29:09
  • 29:09 - 29:14
  • 29:14 - 29:19
  • 29:19 - 29:27
  • 29:28 - 29:31
  • 29:31 - 29:34
  • 29:34 - 29:40
  • 29:41 - 29:43
  • 29:44 - 29:50
  • 29:50 - 29:55
  • 29:55 - 29:58
  • 29:58 - 30:02
  • 30:02 - 30:05
  • 30:05 - 30:09
  • 30:09 - 30:13
  • 30:13 - 30:20
  • 30:20 - 30:24
  • 30:24 - 30:30
  • 30:30 - 30:37
  • 30:37 - 30:42
  • 30:43 - 30:47
  • 30:48 - 30:53
  • 30:53 - 31:00
  • 31:00 - 31:07
  • 31:07 - 31:13
  • 31:13 - 31:16
  • 31:16 - 31:21
  • 31:21 - 31:27
  • 31:28 - 31:34
  • 31:35 - 31:41
  • 31:41 - 31:46
  • 31:46 - 31:51
  • 31:51 - 31:54
  • 31:55 - 32:01
  • 32:01 - 32:11
  • 32:11 - 32:18
  • 32:18 - 32:25
  • 32:26 - 32:31
  • 32:31 - 32:33
  • 32:33 - 32:39
  • 32:39 - 32:45
  • 32:45 - 32:51
  • 32:51 - 32:58
  • 32:58 - 33:05
  • 33:05 - 33:11
  • 33:11 - 33:16
  • 33:16 - 33:20
  • 33:20 - 33:27
  • 33:27 - 33:31
  • 33:31 - 33:36
  • 33:37 - 33:42
  • 33:42 - 33:47
  • 33:47 - 33:53
  • 33:53 - 33:56
  • 33:56 - 34:00
  • 34:00 - 34:02
  • 34:02 - 34:08
  • 34:08 - 34:12
  • 34:12 - 34:19
  • 34:19 - 34:26
  • 34:26 - 34:28
  • 34:29 - 34:33
  • 34:33 - 34:38
  • 34:38 - 34:42
  • 34:42 - 34:48
  • 34:48 - 34:52
  • 34:52 - 34:56
  • 34:56 - 35:01
  • 35:01 - 35:05
  • 35:05 - 35:08
  • 35:08 - 35:11
  • 35:11 - 35:15
  • 35:15 - 35:19
  • 35:19 - 35:26
  • 35:26 - 35:32
  • 35:32 - 35:34
  • 35:34 - 35:40
  • 35:40 - 35:42
  • 35:45 - 35:52
  • 35:52 - 35:58
  • 35:58 - 36:00
  • 36:00 - 36:05
  • 36:05 - 36:08
  • 36:08 - 36:13
  • 36:13 - 36:20
  • 36:20 - 36:23
  • 36:23 - 36:30
  • 36:30 - 36:35
  • 36:35 - 36:40
  • 36:40 - 36:43
  • 36:44 - 36:49
  • 36:49 - 36:53
  • 36:53 - 36:57
  • 36:58 - 37:03
  • 37:03 - 37:07
  • 37:08 - 37:14
  • 37:14 - 37:23
  • 37:23 - 37:27
  • 37:27 - 37:32
  • 37:32 - 37:35
  • 37:35 - 37:40
  • 37:40 - 37:43
  • 37:44 - 37:46
  • 37:47 - 37:50
  • 37:50 - 37:54
  • 37:54 - 37:59
  • 38:00 - 38:08
  • 38:08 - 38:12
  • 38:13 - 38:16
  • 38:16 - 38:21
  • 38:21 - 38:23
  • 38:23 - 38:30
  • 38:30 - 38:34
  • 38:34 - 38:41
  • 38:41 - 38:44
  • 38:44 - 38:47
  • 38:47 - 38:52
  • 38:52 - 38:57
  • 38:57 - 39:03
  • 39:03 - 39:06
  • 39:06 - 39:09
  • 39:09 - 39:11
  • 39:11 - 39:16
  • 39:16 - 39:20
  • 39:20 - 39:26
  • 39:26 - 39:30
  • 39:30 - 39:38
  • 39:38 - 39:43
  • 39:43 - 39:49
  • 39:49 - 39:53
  • 39:53 - 39:56
  • 39:56 - 40:03
  • 40:03 - 40:06
  • 40:06 - 40:11
  • 40:11 - 40:17
  • 40:17 - 40:22
  • 40:22 - 40:25
  • 40:25 - 40:29
  • 40:29 - 40:31
  • 40:31 - 40:36
  • 40:36 - 40:41
  • 40:41 - 40:48
  • 40:48 - 40:53
  • 40:53 - 40:57
  • 40:57 - 41:02
  • 41:02 - 41:06
  • 41:06 - 41:10
  • 41:10 - 41:12
  • 41:12 - 41:17
  • 41:17 - 41:20
  • 41:20 - 41:27
  • 41:27 - 41:31
  • 41:31 - 41:35
  • 41:35 - 41:38
  • 41:38 - 41:41
  • 41:41 - 41:46
  • 41:46 - 41:49
  • 41:49 - 41:54
  • 41:54 - 42:01
  • 42:01 - 42:05
  • 42:07 - 42:15
  • 42:15 - 42:19
  • 42:19 - 42:22
  • 42:22 - 42:27
  • 42:27 - 42:31
  • 42:31 - 42:38
  • 42:38 - 42:43
  • 42:43 - 42:46
  • 42:46 - 42:50
  • 42:50 - 42:58
  • 42:58 - 43:02
  • 43:02 - 43:06
  • 43:06 - 43:10
  • 43:10 - 43:15
  • 43:15 - 43:18
  • 43:18 - 43:26
  • 43:26 - 43:29
  • 43:29 - 43:31
  • 43:31 - 43:37
  • 43:37 - 43:42
  • 43:42 - 43:47
  • 43:47 - 43:54
  • 43:54 - 43:59
  • 43:59 - 44:03
  • 44:03 - 44:05
  • 44:05 - 44:10
  • 44:10 - 44:18
  • 44:18 - 44:24
  • 44:24 - 44:27
  • 44:27 - 44:30
  • 44:30 - 44:33
  • 44:33 - 44:38
  • 44:38 - 44:43
  • 44:43 - 44:47
  • 44:47 - 44:51
  • 44:51 - 44:56
  • 44:56 - 45:02
  • 45:02 - 45:05
  • 45:05 - 45:10
  • 45:10 - 45:14
  • 45:14 - 45:18
  • 45:18 - 45:20
  • 45:20 - 45:23
  • 45:23 - 45:28
  • 45:28 - 45:30
  • 45:30 - 45:33
  • 45:33 - 45:37
  • 45:37 - 45:40
  • 45:40 - 45:42
  • 45:42 - 45:48
  • 45:48 - 45:52
  • 45:52 - 45:56
  • 45:56 - 46:01
  • 46:01 - 46:05
  • 46:05 - 46:11
  • 46:11 - 46:17
  • 46:17 - 46:21
  • 46:21 - 46:25
  • 46:25 - 46:29
  • 46:29 - 46:35
  • 46:35 - 46:41
  • 46:41 - 46:45
  • 46:45 - 46:52
  • 46:52 - 46:54
  • 46:54 - 46:58
  • 46:58 - 47:01
  • 47:01 - 47:06
  • 47:06 - 47:11
  • 47:11 - 47:17
  • 47:17 - 47:26
  • 47:26 - 47:32
  • 47:32 - 47:37
  • 47:37 - 47:41
  • 47:41 - 47:44
  • 47:44 - 47:48
  • 47:48 - 47:50
  • 47:50 - 47:54
  • 47:54 - 47:59
  • 47:59 - 48:06
  • 48:06 - 48:11
  • 48:11 - 48:15
  • 48:15 - 48:17
  • 48:17 - 48:26
  • 48:26 - 48:30
  • 48:30 - 48:33
  • 48:33 - 48:38
  • 48:38 - 48:43
  • 48:43 - 48:46
  • 48:46 - 48:52
  • 48:52 - 48:54
  • 48:54 - 49:01
  • 49:01 - 49:05
  • 49:05 - 49:10
  • 49:10 - 49:13
  • 49:13 - 49:17
  • 49:17 - 49:20
  • 49:20 - 49:22
  • 49:22 - 49:28
  • 49:28 - 49:34
  • 49:34 - 49:39
  • 49:39 - 49:44
  • 49:44 - 49:48
  • 49:48 - 49:53
  • 49:53 - 49:58
  • 49:58 - 50:03
  • 50:03 - 50:07
  • 50:07 - 50:13
  • 50:13 - 50:19
  • 50:19 - 50:22
  • 50:22 - 50:26
  • 50:26 - 50:32
  • 50:32 - 50:37
  • 50:37 - 50:40
  • 50:40 - 50:44
  • 50:44 - 50:48
  • 50:48 - 50:52
  • 50:52 - 50:55
  • 50:55 - 51:04
  • 51:04 - 51:09
  • 51:09 - 51:15
  • 51:15 - 51:20
  • 51:20 - 51:24
  • 51:24 - 51:27
  • 51:27 - 51:32
  • 51:32 - 51:35
  • 51:35 - 51:40
  • 51:40 - 51:44
  • 51:45 - 51:50
  • 51:50 - 51:53
  • 51:53 - 51:58
  • 51:58 - 52:02
  • 52:02 - 52:05
  • 52:05 - 52:11
  • 52:11 - 52:15
  • 52:15 - 52:20
  • 52:20 - 52:25
  • 52:25 - 52:28
  • 52:28 - 52:31
  • 52:31 - 52:33
  • 52:33 - 52:37
  • 52:37 - 52:40
  • 52:40 - 52:43
  • 52:43 - 52:46
  • 52:46 - 52:49
  • 52:49 - 52:53
  • 52:53 - 52:57
  • 52:57 - 53:00
  • 53:00 - 53:03
  • 53:03 - 53:07
  • 53:07 - 53:12
  • 53:12 - 53:17
  • 53:17 - 53:22
  • 53:22 - 53:25
  • 53:25 - 53:30
  • 53:30 - 53:38
  • 53:38 - 53:46
  • 53:46 - 53:52
  • 53:52 - 53:57
  • 53:57 - 54:06
  • 54:06 - 54:14
  • 54:14 - 54:23
  • 54:23 - 54:27
  • 54:27 - 54:31
  • 54:32 - 54:38
  • 54:38 - 54:41
  • 54:41 - 54:46
  • 54:46 - 54:51
  • 54:51 - 54:55
  • 54:55 - 55:01
  • 55:01 - 55:06
  • 55:06 - 55:12
  • 55:12 - 55:18
  • 55:19 - 55:29
  • 55:29 - 55:33
  • 55:33 - 55:40
  • 55:40 - 55:43
  • 55:43 - 55:47
  • 55:47 - 55:50
  • 55:50 - 55:55
  • 55:55 - 55:58
  • 55:58 - 56:00
  • 56:00 - 56:05
  • 56:05 - 56:07
  • 56:07 - 56:11
  • 56:11 - 56:13
  • 56:13 - 56:16
  • 56:16 - 56:18
  • 56:18 - 56:22
  • 56:22 - 56:27
  • 56:27 - 56:30
  • 56:30 - 56:33
  • 56:33 - 56:37
  • 56:37 - 56:40
  • 56:40 - 56:44
  • 56:44 - 56:47
  • 56:47 - 56:52
  • 56:52 - 56:58
  • 56:58 - 57:04
  • 57:04 - 57:05
  • 57:05 - 57:10
  • 57:10 - 57:19
  • 57:19 - 57:25
  • 57:25 - 57:29
  • 57:29 - 57:31
  • 57:31 - 57:36
  • 57:36 - 57:39
  • 57:39 - 57:42
  • 57:42 - 57:48
  • 57:48 - 57:51
  • 57:51 - 57:54
  • 57:54 - 57:58
  • 57:58 - 58:00
  • 58:00 - 58:05
  • 58:05 - 58:13
  • 58:13 - 58:16
  • 58:16 - 58:23
  • 58:23 - 58:29
  • 58:29 - 58:34
  • 58:34 - 58:36
  • 58:36 - 58:39
  • 58:39 - 58:44
  • 58:44 - 58:49
  • 58:49 - 58:56
  • 58:56 - 59:00
  • 59:00 - 59:05
  • 59:05 - 59:12
  • 59:12 - 59:16
  • 59:16 - 59:20
  • 59:20 - 59:25
  • 59:25 - 59:32
  • 59:32 - 59:36
  • 59:36 - 59:42
  • 59:42 - 59:46
  • 59:46 - 59:51
  • 59:51 - 59:55
  • 59:55 - 59:59
  • 59:59 - 60:03
  • 60:03 - 60:06
  • 60:06 - 60:11
  • 60:11 - 60:17
  • 60:17 - 60:23
  • 60:23 - 60:26
  • 60:26 - 60:29
  • 60:29 - 60:34
  • 60:34 - 60:36
  • 60:36 - 60:40
  • 60:40 - 60:43
  • 60:43 - 60:47
  • 60:47 - 60:50
  • 60:50 - 60:54
  • 60:54 - 60:59
  • 60:59 - 61:02
  • 61:02 - 61:07
  • 61:07 - 61:12
  • 61:12 - 61:16
  • 61:16 - 61:20
  • 61:20 - 61:26
  • 61:26 - 61:30
  • 61:30 - 61:34
  • 61:34 - 61:39
  • 61:39 - 61:42
  • 61:42 - 61:47
  • 61:47 - 61:52
  • 61:52 - 61:57
  • 61:57 - 62:04
  • 62:04 - 62:09
  • 62:09 - 62:10
  • 62:10 - 62:16
  • 62:19 - 62:27
  • 62:27 - 62:32
  • 62:32 - 62:35
  • 62:35 - 62:42
  • 62:42 - 62:45
  • 62:45 - 62:48
  • 62:48 - 62:50
  • 62:50 - 62:56
  • 62:56 - 63:02
  • 63:02 - 63:07
  • 63:07 - 63:13
  • 63:13 - 63:17
  • 63:17 - 63:21
  • 63:22 - 63:28
  • 63:28 - 63:32
  • 63:32 - 63:41
  • 63:41 - 63:47
  • 63:47 - 63:50
  • 63:50 - 63:54
  • 63:54 - 63:57
  • 63:57 - 64:01
  • 64:01 - 64:06
  • 64:06 - 64:10
  • 64:10 - 64:14
  • 64:14 - 64:17
  • 64:17 - 64:23
  • 64:23 - 64:26
  • 64:26 - 64:31
  • 64:31 - 64:36
  • 64:36 - 64:41
  • 64:41 - 64:43
  • 64:43 - 64:47
  • 64:47 - 64:53
  • 64:53 - 64:57
  • 64:57 - 65:00
  • 65:00 - 65:06
  • 65:06 - 65:08
  • 65:08 - 65:12
  • 65:12 - 65:22
  • 65:23 - 65:28
  • 65:28 - 65:30
  • 65:30 - 65:33
  • 65:33 - 65:39
  • 65:39 - 65:42
  • 65:42 - 65:46
  • 65:46 - 65:49
    Ye, ary hiresaka an'izany aho amin'ny herinandro.
  • 65:49 - 65:52
    Tahian'Andriamanitra ianao, amin'ny heriny indray. Veloma
  • Not Synced
Title:
1 lesson - Come out of the the box - The Pioneer School
Description:

more » « less
Video Language:
English
Duration:
01:05:53

Malagasy subtitles

Incomplete

Revisions