< Return to Video

7 Mametraka Heroda i Petera tany am-ponja

  • 0:00 - 0:04
    Nampanamborin'ny mpanjaka Heroda ny
    sasany tamin'ireo nanaraka ny fiangonana
  • 0:04 - 0:05
    ary nikasa ny hanenjika azy ireo izy.
  • 0:05 - 0:08
    Rehefa maty nasain'i Heroda novonoina
    tamin'ny sabatra i Jakoba
  • 0:08 - 0:12
    ary hitany fa sitraky ny Jiosy izany
    dia nosamboriny koa i Petera.
  • 0:14 - 0:17
    Nambenan'ny andiana mpiambina efatra
  • 0:17 - 0:19
    nisy miaramila efatra avy i Petera.
  • 0:19 - 0:21
    Nanahy mafy momba ny ainy izahay
  • 0:21 - 0:24
    ary nivavaka tam-pikatrohana
    mafy ho azy ny fiangonana.
  • 0:25 - 0:28
    Ny alina nialoha ny nikasan'i Heroda
    hitondrana azy hotsaraina dia
  • 0:28 - 0:31
    natory teo anelanelan'ny
    miaramila roa i Petera,
  • 0:31 - 0:35
    voafatotra tamin'ny rojo vy, ary nisy
    mpiambina nijoro teo am-baravarana.
  • 0:35 - 0:37
    Tampotampoka teo dia nisy
    anjelin'ny Tompo niseho
  • 0:37 - 0:40
    sy hazavana namirapiratra
    tao an-tranomaizina nisy azy.
  • 0:40 - 0:43
    Nokasihin'ilay anjely ny tehezan'i
    Petera hampifoha azy
  • 0:43 - 0:45
    ary niala tamin'ny
    hatotànany ilay rojo vy.
  • 0:45 - 0:48
    Nataony izay nampanaovina azy ary
    nanaraka an'ilay anjely i Petera
  • 0:48 - 0:51
    nivoaka ilay tranomaizina,
    nandalo ireo mpiambina rehetra,
  • 0:51 - 0:53
    hatreny am-bavahadin'ny tanàna.
  • 0:54 - 0:57
    Nisy olona maro niangona
    nivavaka tao an-tranon'i Maria,
  • 0:57 - 0:59
    renin'i Jaona.
  • 0:59 - 1:03
    Satria aho mpanompovavy tao an-trano,
    reko nisy nandondòna tao am-baravarana.
  • 1:08 - 1:11
    Tam-pitandremena fatratra aho
    no nandeha namoha ny varavarana
  • 1:11 - 1:13
    ary akory ny hagagako
    nahita an'i Petera nijoro teo.
  • 1:13 - 1:17
    Vao teo izahay no nivavaka tam-pikatrohana
    mafy ho azy any an-tranomaizina.
  • 1:19 - 1:22
    Io indray fa nandaitra ny vavaka iombonana
  • 1:22 - 1:25
    ary ny tenin'Andriamanitra
    niely sy niroborobo hatrany.
Title:
7 Mametraka Heroda i Petera tany am-ponja
Description:

Nampanamborin'ny mpanjaka Heroda ny sasany tamin'ireo nanaraka ny fiangonana ary nikasa ny hanenjika azy ireo izy.

more » « less
Video Language:
English
Team:
Team Adventist
Project:
Artv
Duration:
01:31
Cindy Hurlow approved Malagasy subtitles for 7 Herod puts Peter in Prison
Cindy Hurlow edited Malagasy subtitles for 7 Herod puts Peter in Prison
Cindy Hurlow accepted Malagasy subtitles for 7 Herod puts Peter in Prison
Cindy Hurlow edited Malagasy subtitles for 7 Herod puts Peter in Prison
Darren Bridenbeck (Amara Staff) rejected Malagasy subtitles for 7 Herod puts Peter in Prison
Fran Ontanaya edited Malagasy subtitles for 7 Herod puts Peter in Prison
Fran Ontanaya edited Malagasy subtitles for 7 Herod puts Peter in Prison

Malagasy subtitles

Revisions Compare revisions