10 Jehoshaphat
-
0:16 - 0:19Olona maro no tonga niteny tamin'i Josafata
-
0:19 - 0:23fa misy tafika goavambe iray manantona hiantsy ady aminy.
-
0:23 - 0:27Rehefa taitra naheno io vaovao io i Josafata dia nandidy
-
0:27 - 0:29fifadian-kanina ho an'ny Jodia iray manontolo.
-
0:29 - 0:32Nisy olona avy amin'ny tanàna tsirairay tao Jodia
-
0:32 - 0:34tonga hifady hanina sy hivavaka miaraka.
-
0:34 - 0:38Singan'ny vondrona lehibe iray izahay ary Josafata
-
0:38 - 0:41nangataka fanampiana an-kitsipo tamin'Andriamanitra.
-
0:41 - 0:44Ary nisy lehilahy iray atao hoe Jahaziela nitsangana sy niteny
-
0:44 - 0:47hoe tsy tokony hitebiteby i Josafata,
-
0:47 - 0:50fa tsy adiny io, fa adin'Andriamanitra.
-
1:00 - 1:02Vao maraina be tamin'izay no nanainga izahay
-
1:02 - 1:04nankany an'efitr'i Tekoa.
-
1:04 - 1:07Nitebiteby mafy izahay fa hifanandrina amin'izany tafika goavambe izany,
-
1:07 - 1:09saingy notenenina izahay mba hanam-pinoana.
-
1:09 - 1:12Efa nivavaka ihany koa izahay.
-
1:14 - 1:16Rehefa tonga teny ambony havoana ny mpialoha làlana mpitsikilonay
-
1:16 - 1:19dia tsy nahita afa-tsy faty niampatrampatra tetsy sy teroa.
-
1:21 - 1:23Hay ireto fahavalo nifandringana izy samy izy ihany.
-
1:23 - 1:26Nandresy i Josafata noho ny vavaka nataony,
-
1:26 - 1:28tsy nila niady akory.
- Title:
- 10 Jehoshaphat
- Description:
-
Many people came and told Jehoshaphat that a vast army was approaching to wage war against him. www.unitedprayerworks.com
- Video Language:
- English
- Team:
- Team Adventist
- Project:
- Artv
- Duration:
- 01:31
Fran Ontanaya edited Malagasy subtitles for 10 Jehoshaphat | ||
Fran Ontanaya edited Malagasy subtitles for 10 Jehoshaphat |