Teto aho (Andron'ny Firenena Mikambana Miezaka Hanampy ny Maha-olona)
- 
0:07 - 0:17(19 Aogositra 2012 - Andro Fanampiana Mahaolona manerantany - Andro iray, hafatra iray, tanjona iray - hanome aingam-panahy ny olona manerantany hanao asa soa, na kely na be tsy maninona, ho an'olona iray.) [Horaka]
 - 
0:17 - 0:35[Horaka]
 - 
0:35 - 0:41Te-hamela ny diako eo amin'ny fasiky ny fotoana aho
 - 
0:41 - 0:48Fantaro fa nisy zavatra, ary misy zavatra navelako
 - 
0:48 - 0:55rehefa mandao ity tontolo ity aho, handao tsy misy fanenenana
 - 
0:55 - 1:01Hamela zavatra ho tsarovana, mba tsy hanenenan'izy ireo
 - 
1:01 - 1:05Teto aho
 - 
1:05 - 1:07Niaina aho, nitia aho
 - 
1:07 - 1:11Teto aho
 - 
1:11 - 1:17Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko
 - 
1:17 - 1:22ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany
 - 
1:22 - 1:26hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra
 - 
1:26 - 1:32Teto aho
 - 
1:34 - 1:40Te-hiteny aho niaina isan'andro, mandra-pahafatiko
 - 
1:40 - 1:47Ary fantaro fa nanan-javatra aho, fiainan'olona
 - 
1:47 - 1:53Ny fo notohiniko, no ho porofo fa lasa aho
 - 
1:53 - 1:59Fa nahavita fahasamihafana aho, ary hahita ity tontolo ity
 - 
1:59 - 2:03Teto aho.
 - 
2:03 - 2:06Niaina aho, nitia
 - 
2:06 - 2:10Teto aho.
 - 
2:10 - 2:15Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko
 - 
2:15 - 2:20ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany
 - 
2:20 - 2:25hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra
 - 
2:25 - 2:29Teto aho.
 - 
2:29 - 2:32Niaina aho, nitia
 - 
2:32 - 2:35Teto aho.
 - 
2:35 - 2:41Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko
 - 
2:41 - 2:46ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany
 - 
2:46 - 2:51hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra
 - 
2:51 - 2:54Teto aho.
 - 
2:54 - 2:58Tiako ho fantatr'izy ireo fotsiny
 - 
2:58 - 3:01Fa nomeko ny ahy rehetra, nataoko ny tsara indrindrako.
 - 
3:01 - 3:05Nitondra hafaliana ho an'olona sasany
 - 
3:05 - 3:10Nandao ity tontolo tsara kokoa ity satria...
 - 
3:10 - 3:16Teto aho
 - 
3:16 - 3:21Teto aho.
 - 
3:21 - 3:24Niaina, nitia
 - 
3:24 - 3:28Teto aho
 - 
3:28 - 3:33nataoko, vitako, ny zavatra rehetra nokasaiko
 - 
3:33 - 3:38ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany
 - 
3:38 - 3:43hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra
 - 
3:43 - 3:47Teto aho
 - 
3:47 - 3:50Niaina - Niaina - Nitia
 - 
3:50 - 3:53Teto aho
 - 
3:54 - 3:56Nataoko - Nataoko - Vitako
 - 
3:56 - 4:00Teto aho
 - 
4:00 - 4:03Niaina - Niaina - Nitia
 - 
4:03 - 4:06Teto aho.
 - 
4:07 - 4:09Nataoko - Nataoko - Vitako
 - 
4:09 - 4:13Teto aho
 - 
4:21 - 4:25[Horaka sy tehaka]
 - 
4:25 - 4:32(Inona no hataonao? whd-iwashere.org)
 - 
4:32 - 4:34Dika an-tsoratry ny mpanolo-tena ato @ amara.org
 
- Title:
 - Teto aho (Andron'ny Firenena Mikambana Miezaka Hanampy ny Maha-olona)
 - Description:
 - 
    more » « less
Video Hira nataon'i Beyoncé mihira ny Teto aho. (C) 2012 Columbia Records, Sampan'ny Sony Music Entertainment
www.whd-iwashere.org - Video Language:
 - English
 - Team:
 
 World Humanitarian Day
- Duration:
 - 04:00