[Script Info] Title: [Events] Format: Layer, Start, End, Style, Name, MarginL, MarginR, MarginV, Effect, Text Dialogue: 0,0:00:01.56,0:00:04.14,Default,,0000,0000,0000,,Tsy andrankandrana ity. \NGreta Thunberg no anarako. Dialogue: 0,0:00:04.38,0:00:06.65,Default,,0000,0000,0000,,Miaina anaty famonoana faobe miharihary isika izao. Dialogue: 0,0:00:06.85,0:00:10.21,Default,,0000,0000,0000,,Mihasimba ny toetr'androntsika. Dialogue: 0,0:00:11.17,0:00:13.61,Default,,0000,0000,0000,,Mandao ny fianarany ireo ankizy toa ahy mba hanao hetsi-panoherana. Dialogue: 0,0:00:14.02,0:00:18.22,Default,,0000,0000,0000,,Fa mbola azontsika atao ny manarina izany. Dialogue: 0,0:00:18.56,0:00:20.90,Default,,0000,0000,0000,,Mbola azonao atao ny manarina izany. Dialogue: 0,0:00:20.90,0:00:22.96,Default,,0000,0000,0000,,Noho izany, tokony hajanontsika ny fandoroana solika voajanahary, fa tsy ho ampy anefa raha izay ihany. Dialogue: 0,0:00:23.37,0:00:26.58,Default,,0000,0000,0000,,Efa maro ireo vahaolana ifampiresahana, nahoana raha vahaolana manoloana antsika no ndeha ho ampiarina? Dialogue: 0,0:00:27.22,0:00:29.82,Default,,0000,0000,0000,,Avelako hanazava momba izany ny namako, George. Dialogue: 0,0:00:30.11,0:00:32.69,Default,,0000,0000,0000,,Misy fitaovana iray mahavariana afaka misintona ny karbaona anatin'ny rivotra, tsy andaniam-bola firy, Dialogue: 0,0:00:32.69,0:00:35.41,Default,,0000,0000,0000,,ary mahavita tena. Dialogue: 0,0:00:35.68,0:00:38.11,Default,,0000,0000,0000,,izay atao hoe ... hazo. Dialogue: 0,0:00:38.21,0:00:42.72,Default,,0000,0000,0000,,Ny hazo dia vahaolana voajanahary iray ho fanorenana ny olana ara-toetr'andro. Dialogue: 0,0:00:42.72,0:00:44.42,Default,,0000,0000,0000,,Ny honko, ny ala fompotra, ny ala, ny \Nhonahona, ny tontolo anaty ranomasina, ny ahidrano, Dialogue: 0,0:00:44.42,0:00:46.47,Default,,0000,0000,0000,,ny henineny, ny haran-dranomasina ,dia misintona sy mitazona ny karbaona avy amin'ny rivotra avokoa. Dialogue: 0,0:00:46.58,0:00:47.93,Default,,0000,0000,0000,,Fitaovana azontsika ampiasaina hamerenana amin'ny laoniny ity toetr'androntsika simba ity ny Natiora. Dialogue: 0,0:00:47.93,0:00:48.87,Default,,0000,0000,0000,,Fiovàna goavana no afaka hasetrin'ireo vahaolana voajanahary ireo. Dialogue: 0,0:00:48.95,0:00:53.69,Default,,0000,0000,0000,,Tsara kosa e ? Dialogue: 0,0:00:53.69,0:00:56.50,Default,,0000,0000,0000,,Tsy tanteraka anefa izany raha tsy avelantsika amin'ny toerany ny solika ambanin'ny tany. Dialogue: 0,0:00:56.50,0:00:58.77,Default,,0000,0000,0000,,Izao nefa no mahavariana ... tsy misy miraharaha izany isika izao. Dialogue: 0,0:00:58.77,0:01:02.69,Default,,0000,0000,0000,,Mandany arivo heny lavitra ho an'ny solika ambanin'ny tany noho ny vahaolana voajanahary isika. Dialogue: 0,0:01:03.21,0:01:07.88,Default,,0000,0000,0000,,2% fotsiny no voatokana ho an'ny vahaolana ho an'ny fitsinjovana ara-boajanahary ny toetr'andro Dialogue: 0,0:01:08.50,0:01:12.32,Default,,0000,0000,0000,,amin'ny vola voatokana ho fanorenana ny olana eran-tany ara-toetr'andro. Dialogue: 0,0:01:12.32,0:01:14.01,Default,,0000,0000,0000,,Volanao izany, ny hetranao sy ny vola nangoninao. Dialogue: 0,0:01:14.22,0:01:17.62,Default,,0000,0000,0000,,Ny tena mbola mahavariana dia izao fotoana izao no tena ilaintsika ny Natiora, Dialogue: 0,0:01:19.70,0:01:21.89,Default,,0000,0000,0000,,nefa manimba azy farak'izay aingana isika. Dialogue: 0,0:01:21.89,0:01:24.40,Default,,0000,0000,0000,,Mahatratra 200 ny karazam-biby sy zava-maniry izay miha ringana isan'andro. Dialogue: 0,0:01:25.74,0:01:30.55,Default,,0000,0000,0000,,Miha kely ny Arktika. Dialogue: 0,0:01:30.55,0:01:32.84,Default,,0000,0000,0000,,Ringana ny ankamaroan'ny biby dia eran-tany. Dialogue: 0,0:01:32.84,0:01:35.38,Default,,0000,0000,0000,,Miha kely ny tany mamokatra. Dialogue: 0,0:01:35.38,0:01:39.05,Default,,0000,0000,0000,,Inona ary no tokony hataontsika? Dialogue: 0,0:01:39.39,0:01:41.02,Default,,0000,0000,0000,,Inona no tokony hataoNAO ? Dialogue: 0,0:01:41.02,0:01:43.47,Default,,0000,0000,0000,,Tsotra ... tokony Miaro, Manarina sy Mamatsy. Dialogue: 0,0:01:43.77,0:01:44.96,Default,,0000,0000,0000,,Miaro. Dialogue: 0,0:01:44.96,0:01:47.21,Default,,0000,0000,0000,,Ala tropikaly toy ny kianja filalaovam-baolina Dialogue: 0,0:01:47.21,0:01:50.09,Default,,0000,0000,0000,,miisa 30 no voakapa isa-minitra. Dialogue: 0,0:01:50.09,0:01:54.23,Default,,0000,0000,0000,,Tsy maintsy harovantsika ny Natiora, \Nn'aiza n'aiza ilàna ny antom-pisiany. Dialogue: 0,0:01:54.46,0:01:57.05,Default,,0000,0000,0000,,Manarina. Dialogue: 0,0:01:57.05,0:01:59.03,Default,,0000,0000,0000,,Ampahany goavana amin'ity tanintsika\Nity no efa simba. Dialogue: 0,0:01:59.03,0:02:01.01,Default,,0000,0000,0000,,Kanefa afaka manavao ny tenany ny Natiora Dialogue: 0,0:02:01.01,0:02:02.81,Default,,0000,0000,0000,,ary afaka manampy ny tontolo iainana isika hahavitany izany. Dialogue: 0,0:02:02.81,0:02:04.37,Default,,0000,0000,0000,,Mamatsy. Dialogue: 0,0:02:04.37,0:02:05.46,Default,,0000,0000,0000,,Tsy tokony mamatsy n'inon'inona manimba ny natiora intsony isika Dialogue: 0,0:02:05.46,0:02:06.22,Default,,0000,0000,0000,,fa kosa mamatsy izay rehetra mahatsara azy. Dialogue: 0,0:02:06.22,0:02:07.43,Default,,0000,0000,0000,,Tsotra fotsiny. Dialogue: 0,0:02:07.43,0:02:08.50,Default,,0000,0000,0000,,Miaro, Manarina, Mamatsy. Dialogue: 0,0:02:08.50,0:02:09.51,Default,,0000,0000,0000,,Azo atao izany n'aiza n'aiza. Dialogue: 0,0:02:10.08,0:02:11.20,Default,,0000,0000,0000,,Efa maro ireo olona izay nanomboka nampiasa vahaolana ara-boajanahary. Dialogue: 0,0:02:11.20,0:02:13.32,Default,,0000,0000,0000,,Fa tokony hampitombo laharana azy ireo isika. Dialogue: 0,0:02:13.32,0:02:16.15,Default,,0000,0000,0000,,Afaka mandray anjara ianao. Dialogue: 0,0:02:16.15,0:02:18.68,Default,,0000,0000,0000,,Fidio ireo olona izay miaro ny Natiora. Dialogue: 0,0:02:18.68,0:02:20.50,Default,,0000,0000,0000,,Zarao ity horonantsary ity. Dialogue: 0,0:02:20.50,0:02:21.88,Default,,0000,0000,0000,,Ary hifampiresaho. Dialogue: 0,0:02:21.88,0:02:24.58,Default,,0000,0000,0000,,Misy ireo hetsika lehibe erak'izao tontolo izao ho fiarovana ny Natiora. Dialogue: 0,0:02:24.58,0:02:26.58,Default,,0000,0000,0000,,Mandraisa anjara! Dialogue: 0,0:02:26.58,0:02:30.04,Default,,0000,0000,0000,,Manan-danja ny zava-drehetra. Dialogue: 0,0:02:31.05,0:02:31.88,Default,,0000,0000,0000,,Manan-danja ny ataonao.