WEBVTT 00:00:06.564 --> 00:00:17.255 (19 Aogositra 2012 - Andro Fanampiana Mahaolona manerantany - Andro iray, hafatra iray, tanjona iray - hanome aingam-panahy ny olona manerantany hanao asa soa, na kely na be tsy maninona, ho an'olona iray.) [Horaka] 00:00:17.270 --> 00:00:35.343 [Horaka] 00:00:35.343 --> 00:00:41.093 Te-hamela ny diako eo amin'ny fasiky ny fotoana aho 00:00:41.093 --> 00:00:48.408 Fantaro fa nisy zavatra, ary misy zavatra navelako 00:00:48.408 --> 00:00:54.785 rehefa mandao ity tontolo ity aho, handao tsy misy fanenenana 00:00:54.785 --> 00:01:00.578 Hamela zavatra ho tsarovana, mba tsy hanenenan'izy ireo 00:01:00.593 --> 00:01:04.955 Teto aho 00:01:04.955 --> 00:01:07.455 Niaina aho, nitia aho 00:01:07.455 --> 00:01:11.032 Teto aho 00:01:11.032 --> 00:01:17.208 Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko 00:01:17.208 --> 00:01:21.647 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 00:01:21.647 --> 00:01:26.362 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 00:01:26.362 --> 00:01:31.724 Teto aho 00:01:33.585 --> 00:01:40.024 Te-hiteny aho niaina isan'andro, mandra-pahafatiko 00:01:40.024 --> 00:01:46.724 Ary fantaro fa nanan-javatra aho, fiainan'olona 00:01:46.724 --> 00:01:52.685 Ny fo notohiniko, no ho porofo fa lasa aho 00:01:52.685 --> 00:01:58.816 Fa nahavita fahasamihafana aho, ary hahita ity tontolo ity 00:01:58.816 --> 00:02:03.055 Teto aho. 00:02:03.055 --> 00:02:05.862 Niaina aho, nitia 00:02:05.878 --> 00:02:09.578 Teto aho. 00:02:09.578 --> 00:02:15.355 Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko 00:02:15.355 --> 00:02:20.008 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 00:02:20.024 --> 00:02:24.508 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 00:02:24.508 --> 00:02:29.024 Teto aho. 00:02:29.024 --> 00:02:31.785 Niaina aho, nitia 00:02:31.785 --> 00:02:35.408 Teto aho. 00:02:35.408 --> 00:02:41.355 Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko 00:02:41.355 --> 00:02:45.978 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 00:02:45.978 --> 00:02:50.616 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 00:02:50.616 --> 00:02:54.239 Teto aho. 00:02:54.239 --> 00:02:57.616 Tiako ho fantatr'izy ireo fotsiny 00:02:57.616 --> 00:03:01.208 Fa nomeko ny ahy rehetra, nataoko ny tsara indrindrako. 00:03:01.224 --> 00:03:04.601 Nitondra hafaliana ho an'olona sasany 00:03:04.601 --> 00:03:10.285 Nandao ity tontolo tsara kokoa ity satria... 00:03:10.285 --> 00:03:15.570 Teto aho 00:03:16.462 --> 00:03:20.962 Teto aho. 00:03:20.978 --> 00:03:23.785 Niaina, nitia 00:03:23.785 --> 00:03:27.762 Teto aho 00:03:27.762 --> 00:03:33.232 nataoko, vitako, ny zavatra rehetra nokasaiko 00:03:33.232 --> 00:03:37.901 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 00:03:37.901 --> 00:03:42.539 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 00:03:42.539 --> 00:03:46.562 Teto aho 00:03:47.347 --> 00:03:49.616 Niaina - Niaina - Nitia 00:03:49.616 --> 00:03:52.862 Teto aho 00:03:53.620 --> 00:03:56.178 Nataoko - Nataoko - Vitako 00:03:56.193 --> 00:03:59.601 Teto aho 00:04:00.266 --> 00:04:02.701 Niaina - Niaina - Nitia 00:04:02.701 --> 00:04:05.785 Teto aho. 00:04:06.520 --> 00:04:08.847 Nataoko - Nataoko - Vitako 00:04:08.847 --> 00:04:12.547 Teto aho 00:04:20.635 --> 00:04:24.578 [Horaka sy tehaka] 00:04:24.593 --> 00:04:31.893 (Inona no hataonao? whd-iwashere.org) 00:04:32.478 --> 00:04:34.039 Dika an-tsoratry ny mpanolo-tena ato @ amara.org