(19 Aogositra 2012 - Andro Fanampiana Mahaolona manerantany - Andro iray, hafatra iray, tanjona iray - hanome aingam-panahy ny olona manerantany hanao asa soa, na kely na be tsy maninona, ho an'olona iray.) [Horaka] [Horaka] Te-hamela ny diako eo amin'ny fasiky ny fotoana aho Fantaro fa nisy zavatra, ary misy zavatra navelako rehefa mandao ity tontolo ity aho, handao tsy misy fanenenana Hamela zavatra ho tsarovana, mba tsy hanenenan'izy ireo Teto aho Niaina aho, nitia aho Teto aho Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra Teto aho Te-hiteny aho niaina isan'andro, mandra-pahafatiko Ary fantaro fa nanan-javatra aho, fiainan'olona Ny fo notohiniko, no ho porofo fa lasa aho Fa nahavita fahasamihafana aho, ary hahita ity tontolo ity Teto aho. Niaina aho, nitia Teto aho. Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra Teto aho. Niaina aho, nitia Teto aho. Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra Teto aho. Tiako ho fantatr'izy ireo fotsiny Fa nomeko ny ahy rehetra, nataoko ny tsara indrindrako. Nitondra hafaliana ho an'olona sasany Nandao ity tontolo tsara kokoa ity satria... Teto aho Teto aho. Niaina, nitia Teto aho nataoko, vitako, ny zavatra rehetra nokasaiko ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra Teto aho Niaina - Niaina - Nitia Teto aho Nataoko - Nataoko - Vitako Teto aho Niaina - Niaina - Nitia Teto aho. Nataoko - Nataoko - Vitako Teto aho [Horaka sy tehaka] (Inona no hataonao? whd-iwashere.org) Dika an-tsoratry ny mpanolo-tena ato @ amara.org