1 00:00:06,564 --> 00:00:17,255 (19 Aogositra 2012 - Andro Fanampiana Mahaolona manerantany - Andro iray, hafatra iray, tanjona iray - hanome aingam-panahy ny olona manerantany hanao asa soa, na kely na be tsy maninona, ho an'olona iray.) [Horaka] 2 00:00:17,270 --> 00:00:35,343 [Horaka] 3 00:00:35,343 --> 00:00:41,093 Te-hamela ny diako eo amin'ny fasiky ny fotoana aho 4 00:00:41,093 --> 00:00:48,408 Fantaro fa nisy zavatra, ary misy zavatra navelako 5 00:00:48,408 --> 00:00:54,785 rehefa mandao ity tontolo ity aho, handao tsy misy fanenenana 6 00:00:54,785 --> 00:01:00,578 Hamela zavatra ho tsarovana, mba tsy hanenenan'izy ireo 7 00:01:00,593 --> 00:01:04,955 Teto aho 8 00:01:04,955 --> 00:01:07,455 Niaina aho, nitia aho 9 00:01:07,455 --> 00:01:11,032 Teto aho 10 00:01:11,032 --> 00:01:17,208 Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko 11 00:01:17,208 --> 00:01:21,647 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 12 00:01:21,647 --> 00:01:26,362 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 13 00:01:26,362 --> 00:01:31,724 Teto aho 14 00:01:33,585 --> 00:01:40,024 Te-hiteny aho niaina isan'andro, mandra-pahafatiko 15 00:01:40,024 --> 00:01:46,724 Ary fantaro fa nanan-javatra aho, fiainan'olona 16 00:01:46,724 --> 00:01:52,685 Ny fo notohiniko, no ho porofo fa lasa aho 17 00:01:52,685 --> 00:01:58,816 Fa nahavita fahasamihafana aho, ary hahita ity tontolo ity 18 00:01:58,816 --> 00:02:03,055 Teto aho. 19 00:02:03,055 --> 00:02:05,862 Niaina aho, nitia 20 00:02:05,878 --> 00:02:09,578 Teto aho. 21 00:02:09,578 --> 00:02:15,355 Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko 22 00:02:15,355 --> 00:02:20,008 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 23 00:02:20,024 --> 00:02:24,508 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 24 00:02:24,508 --> 00:02:29,024 Teto aho. 25 00:02:29,024 --> 00:02:31,785 Niaina aho, nitia 26 00:02:31,785 --> 00:02:35,408 Teto aho. 27 00:02:35,408 --> 00:02:41,355 Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko 28 00:02:41,355 --> 00:02:45,978 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 29 00:02:45,978 --> 00:02:50,616 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 30 00:02:50,616 --> 00:02:54,239 Teto aho. 31 00:02:54,239 --> 00:02:57,616 Tiako ho fantatr'izy ireo fotsiny 32 00:02:57,616 --> 00:03:01,208 Fa nomeko ny ahy rehetra, nataoko ny tsara indrindrako. 33 00:03:01,224 --> 00:03:04,601 Nitondra hafaliana ho an'olona sasany 34 00:03:04,601 --> 00:03:10,285 Nandao ity tontolo tsara kokoa ity satria... 35 00:03:10,285 --> 00:03:15,570 Teto aho 36 00:03:16,462 --> 00:03:20,962 Teto aho. 37 00:03:20,978 --> 00:03:23,785 Niaina, nitia 38 00:03:23,785 --> 00:03:27,762 Teto aho 39 00:03:27,762 --> 00:03:33,232 nataoko, vitako, ny zavatra rehetra nokasaiko 40 00:03:33,232 --> 00:03:37,901 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 41 00:03:37,901 --> 00:03:42,539 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 42 00:03:42,539 --> 00:03:46,562 Teto aho 43 00:03:47,347 --> 00:03:49,616 Niaina - Niaina - Nitia 44 00:03:49,616 --> 00:03:52,862 Teto aho 45 00:03:53,620 --> 00:03:56,178 Nataoko - Nataoko - Vitako 46 00:03:56,193 --> 00:03:59,601 Teto aho 47 00:04:00,266 --> 00:04:02,701 Niaina - Niaina - Nitia 48 00:04:02,701 --> 00:04:05,785 Teto aho. 49 00:04:06,520 --> 00:04:08,847 Nataoko - Nataoko - Vitako 50 00:04:08,847 --> 00:04:12,547 Teto aho 51 00:04:20,635 --> 00:04:24,578 [Horaka sy tehaka] 52 00:04:24,593 --> 00:04:31,893 (Inona no hataonao? whd-iwashere.org) 53 00:04:32,478 --> 00:04:34,039 Dika an-tsoratry ny mpanolo-tena ato @ amara.org