WEBVTT 00:00:05.662 --> 00:00:08.472 Fanaovam-baksiny, fitiliana ary ireo fanafody 00:00:08.619 --> 00:00:09.720 dia mety haharitra ela 00:00:10.030 --> 00:00:12.842 na dia misy aza ny hamehana ara-pahasalamana, toy ny Covid-19. 00:00:13.733 --> 00:00:15.583 Mba hahazoana haingana azy ireo, 00:00:15.727 --> 00:00:19.307 WHO dia namolavola ny EUL-Emergency Use Listing. 00:00:20.040 --> 00:00:22.345 Ity horonantsary ity dia manazava ny fomba fiasan'ny EUL. 00:00:24.126 --> 00:00:27.010 Alohan'ny hanaovana vaksiny, 00:00:27.010 --> 00:00:28.010 ireo fanafody ary ny fitsapana diagnostika 00:00:28.010 --> 00:00:30.948 dia tsy maintsy hadihadihana izy ireo mba hahazoana antoka ny kalitao, 00:00:30.948 --> 00:00:33.902 fiarovana ary fahombiazana manara-penitra. 00:00:34.875 --> 00:00:37.280 Miaro ny olona izany avy amin'ny loza mety hitranga 00:00:37.280 --> 00:00:40.105 ary miantoka ireo vokatra izay tian'izy ireo atao : 00:00:40.373 --> 00:00:42.953 misoroka, mitsapa ary mitsabo aretina. 00:00:44.354 --> 00:00:46.624 Fa maro ireo firenena no tsy manana ny loharanon-karena 00:00:46.637 --> 00:00:48.337 mba hanatanterahana izany dingana lehibe izany, 00:00:48.345 --> 00:00:50.960 izay mety hiteraka fahatarana amin'ny fahazoana vokatra mamonjy aina 00:00:50.990 --> 00:00:52.973 ho an'ireo izay tena mila izany. 00:00:53.607 --> 00:00:56.247 Mbola sarotra kokoa ny fanamby rehefa misy aretina vaovao, 00:00:56.263 --> 00:00:57.851 toy ny Covid-19. 00:00:58.268 --> 00:00:59.848 Vokatra vaovao momba ny fahasalamana Covid-19 00:00:59.848 --> 00:01:01.933 dia tsy maintsy jerena tena haingana 00:01:01.938 --> 00:01:04.353 mba hahazoana antoka fa mahomby izy ireo ary azo ampiasaina. 00:01:05.635 --> 00:01:06.975 Mba hanafainganana ireo dingana ireo, 00:01:07.219 --> 00:01:10.809 WHO dia nanangana Emergency Use Listing - EUL, 00:01:11.120 --> 00:01:13.610 izay manombana ny mety ho vokatra ara-pahasalamana 00:01:13.634 --> 00:01:15.784 amin'ny risika mifanohitra amin'ny tombontsoa. 00:01:16.718 --> 00:01:17.668 Ho an'ny fitsapana, 00:01:17.681 --> 00:01:19.381 Izahay dia hijery ny kalitao misy, 00:01:19.381 --> 00:01:21.140 angon-drakitra momba ny fiarovana sy ny zava-bita 00:01:21.140 --> 00:01:23.147 miaraka amin'ireo manam-pahaizana tsy miankina. 00:01:23.147 --> 00:01:26.625 Efa nisy ny fitiliana Covid-19 maromaro nanaraka ny fepetra takinay 00:01:26.759 --> 00:01:28.365 ary efa voatanisa ho ampiasaina. 00:01:29.115 --> 00:01:30.765 Ho an'ny vaksiny sy fanafody, 00:01:30.779 --> 00:01:32.829 manombana ny angon-drakitra izahay avy amin'ny fitsapana klinika 00:01:32.829 --> 00:01:35.709 ary angona hafa momba ny fiarovana, fahombiazana sy kalitao, 00:01:36.130 --> 00:01:37.525 ary manasa manampahaizana avy amin'ny manampahefana 00:01:37.525 --> 00:01:38.841 ara-pahasalamana nasionaly 00:01:38.841 --> 00:01:40.171 mba hijery azy ireo koa. 00:01:40.351 --> 00:01:42.441 Ny vaksiny, ny fanafody na fitsapana 00:01:42.677 --> 00:01:44.922 rehefa tafiditra ao amin'ny lisitry ny fampiasana vonjy taitra 00:01:44.949 --> 00:01:46.994 dia miara-miasa amin'ireo mpiara-miombon'antoka sy manampahaizana 00:01:46.994 --> 00:01:48.484 izay hanazavana ny tombontsoa azony 00:01:48.484 --> 00:01:50.164 ary manampy amin'ny fizotran'ny fankatoavana 00:01:50.164 --> 00:01:51.604 any amin’ny firenena samihafa. 00:01:52.344 --> 00:01:53.614 Fa tsy mijanona eo anefa izahay. 00:01:53.934 --> 00:01:57.666 WHO dia hanao fanaraha-maso tsy tapaka ny kalitaon'ny vokatra rehetra. 00:01:58.666 --> 00:01:59.411 Ny tanjona: 00:01:59.445 --> 00:02:01.802 hanohanana firenena manerana izao tontolo izao 00:02:01.854 --> 00:02:03.183 mba hanomezana kalitao avo lenta, 00:02:03.183 --> 00:02:05.792 vakisiny azo antoka sy mahomby, fitsapana ary fanafody 00:02:05.798 --> 00:02:08.354 haingana sy azo antoka araka izay azo atao.