[Script Info] Title: [Events] Format: Layer, Start, End, Style, Name, MarginL, MarginR, MarginV, Effect, Text Dialogue: 0,0:00:01.05,0:00:03.18,Default,,0000,0000,0000,,Andro Pentekosta tamin'io, ary izahay tao Dialogue: 0,0:00:03.18,0:00:05.82,Default,,0000,0000,0000,,amin'ny efitrano iray ambony \Nrihana tao Jerosalema. Dialogue: 0,0:00:05.82,0:00:08.06,Default,,0000,0000,0000,,Nivavaka tao anaty firaisam-po \Nizahay rehetra. Dialogue: 0,0:00:08.06,0:00:11.41,Default,,0000,0000,0000,,Nanao vavaka fivalozana sy \Nfanetren-tena izahay, Dialogue: 0,0:00:11.41,0:00:13.72,Default,,0000,0000,0000,,ary nibebaka noho ny otanay. Dialogue: 0,0:00:13.72,0:00:15.95,Default,,0000,0000,0000,,Nikatsaka ny tsindrimandrin'ny Tompo Dialogue: 0,0:00:15.95,0:00:18.49,Default,,0000,0000,0000,,sy ny heriny ary ny Fanahy \NMasina ihany koa izahay. Dialogue: 0,0:00:18.49,0:00:21.16,Default,,0000,0000,0000,,Nisy fahatsapana ho iray tsy misy toa izany Dialogue: 0,0:00:21.16,0:00:23.37,Default,,0000,0000,0000,,taminay teo am-pivavahana \Nam-pikatrohana mafy. Dialogue: 0,0:00:29.04,0:00:32.45,Default,,0000,0000,0000,,Tampotampoka teo dia nisy feon-drivotra \Nmahery nifofofofo Dialogue: 0,0:00:32.45,0:00:34.53,Default,,0000,0000,0000,,izay nanenika ilay efitrano nisy anay. Dialogue: 0,0:00:37.25,0:00:41.11,Default,,0000,0000,0000,,Avy eo nisy lela maro mitarehin'afo \Nnidina ary nipetraka tamin'ny olona Dialogue: 0,0:00:41.11,0:00:43.51,Default,,0000,0000,0000,,tsirairay izany lelan'afo izany. Dialogue: 0,0:00:45.14,0:00:48.59,Default,,0000,0000,0000,,Heniky ny Fanahy Masina avokoa ny olona \Ntao amin'ilay efitrano. Dialogue: 0,0:00:48.59,0:00:50.75,Default,,0000,0000,0000,,Ka izao, tadidio fa tamin'ny \Nandro Pentekosta Dialogue: 0,0:00:50.75,0:00:53.47,Default,,0000,0000,0000,,dia nisy olona avy amin'ny \Nfirenena maro tonga hivavaka, Dialogue: 0,0:00:53.47,0:00:56.50,Default,,0000,0000,0000,,ary izao, tampoka teo dia afa-nandre\Nny Filazantsara tamin'ny Dialogue: 0,0:00:56.50,0:00:58.38,Default,,0000,0000,0000,,tenim-pireneny tsirairay avy izy ireo. Dialogue: 0,0:00:58.38,0:01:01.46,Default,,0000,0000,0000,,Vokatr'izany, olona 3000 no nanampy isa Dialogue: 0,0:01:01.46,0:01:03.60,Default,,0000,0000,0000,,ny mpino tao anatin'ny andro iray. Dialogue: 0,0:01:07.70,0:01:10.86,Default,,0000,0000,0000,,Ary ireo olona ireo nanokan-tena Dialogue: 0,0:01:10.86,0:01:13.47,Default,,0000,0000,0000,,tamin'ny fampianaran'ny Apostoly \Nsy ny fiombonana, Dialogue: 0,0:01:13.47,0:01:15.71,Default,,0000,0000,0000,,ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana. Dialogue: 0,0:01:15.71,0:01:18.78,Default,,0000,0000,0000,,Isan'andro, nihaona teo an-tokotanin'ny \Ntempoly izy ireo. Dialogue: 0,0:01:18.78,0:01:21.71,Default,,0000,0000,0000,,Any an-tranony, niara-namaky mofo sy \Nniara-nihinana izy ireo, Dialogue: 0,0:01:21.71,0:01:24.66,Default,,0000,0000,0000,,ary nitombo isan'andro ny \Nisan'ireo voavonjy.