0:00:01.050,0:00:03.180 Andro Pentekosta tamin'io, ary izahay tao 0:00:03.180,0:00:05.820 amin'ny efitrano iray ambony [br]rihana tao Jerosalema. 0:00:05.820,0:00:08.060 Nivavaka tao anaty firaisam-po [br]izahay rehetra. 0:00:08.060,0:00:11.410 Nanao vavaka fivalozana sy [br]fanetren-tena izahay, 0:00:11.410,0:00:13.720 ary nibebaka noho ny otanay. 0:00:13.720,0:00:15.950 Nikatsaka ny tsindrimandrin'ny Tompo 0:00:15.950,0:00:18.490 sy ny heriny ary ny Fanahy [br]Masina ihany koa izahay. 0:00:18.490,0:00:21.160 Nisy fahatsapana ho iray tsy misy toa izany 0:00:21.160,0:00:23.370 taminay teo am-pivavahana [br]am-pikatrohana mafy. 0:00:29.040,0:00:32.450 Tampotampoka teo dia nisy feon-drivotra [br]mahery nifofofofo 0:00:32.450,0:00:34.530 izay nanenika ilay efitrano nisy anay. 0:00:37.250,0:00:41.110 Avy eo nisy lela maro mitarehin'afo [br]nidina ary nipetraka tamin'ny olona 0:00:41.110,0:00:43.510 tsirairay izany lelan'afo izany. 0:00:45.140,0:00:48.590 Heniky ny Fanahy Masina avokoa ny olona [br]tao amin'ilay efitrano. 0:00:48.590,0:00:50.750 Ka izao, tadidio fa tamin'ny [br]andro Pentekosta 0:00:50.750,0:00:53.470 dia nisy olona avy amin'ny [br]firenena maro tonga hivavaka, 0:00:53.470,0:00:56.500 ary izao, tampoka teo dia afa-nandre[br]ny Filazantsara tamin'ny 0:00:56.500,0:00:58.380 tenim-pireneny tsirairay avy izy ireo. 0:00:58.380,0:01:01.460 Vokatr'izany, olona 3000 no nanampy isa 0:01:01.460,0:01:03.600 ny mpino tao anatin'ny andro iray. 0:01:07.700,0:01:10.860 Ary ireo olona ireo nanokan-tena 0:01:10.860,0:01:13.470 tamin'ny fampianaran'ny Apostoly [br]sy ny fiombonana, 0:01:13.470,0:01:15.710 ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana. 0:01:15.710,0:01:18.780 Isan'andro, nihaona teo an-tokotanin'ny [br]tempoly izy ireo. 0:01:18.780,0:01:21.710 Any an-tranony, niara-namaky mofo sy [br]niara-nihinana izy ireo, 0:01:21.710,0:01:24.660 ary nitombo isan'andro ny [br]isan'ireo voavonjy.