WEBVTT 00:00:01.050 --> 00:00:03.180 Andro Pentekosta tamin'io, ary izahay tao 00:00:03.180 --> 00:00:05.820 amin'ny efitrano iray ambony rihana tao Jerosalema. 00:00:05.820 --> 00:00:08.060 Nivavaka tao anaty firaisam-po izahay rehetra. 00:00:08.060 --> 00:00:11.410 Nanao vavaka fivalozana sy fanetren-tena izahay, 00:00:11.410 --> 00:00:13.720 ary nibebaka noho ny otanay. 00:00:13.720 --> 00:00:15.950 Nikatsaka ny tsindrimandrin'ny Tompo 00:00:15.950 --> 00:00:18.490 sy ny heriny ary ny Fanahy Masina ihany koa izahay. 00:00:18.490 --> 00:00:21.160 Nisy fahatsapana ho iray tsy misy toa izany 00:00:21.160 --> 00:00:23.370 taminay teo am-pivavahana am-pikatrohana mafy. 00:00:29.040 --> 00:00:32.450 Tampotampoka teo dia nisy feon-drivotra mahery nifofofofo 00:00:32.450 --> 00:00:34.530 izay nanenika ilay efitrano nisy anay. 00:00:37.250 --> 00:00:41.110 Avy eo nisy lela maro mitarehin'afo nidina ary nipetraka tamin'ny olona 00:00:41.110 --> 00:00:43.510 tsirairay izany lelan'afo izany. 00:00:45.140 --> 00:00:48.590 Heniky ny Fanahy Masina avokoa ny olona tao amin'ilay efitrano. 00:00:48.590 --> 00:00:51.330 Ka izao, tadidio fa tamin'ny andro Pentekosta 00:00:51.330 --> 00:00:53.570 dia nisy olona avy amin'ny firenena maro tonga hivavaka, 00:00:53.570 --> 00:00:56.500 ary izao, tampoka teo dia afa-nandre ny Filazantsara tamin'ny 00:00:56.500 --> 00:00:58.380 tenim-pireneny tsirairay avy izy ireo. 00:00:58.380 --> 00:01:01.460 Vokatr'izany, olona 3000 no nanampy isa 00:01:01.460 --> 00:01:03.600 ny mpino tao anatin'ny andro iray. 00:01:07.700 --> 00:01:10.860 Ary ireo olona ireo nanokan-tena 00:01:10.860 --> 00:01:13.470 tamin'ny fampianaran'ny Apostoly sy ny fiombonana, 00:01:13.470 --> 00:01:15.710 ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana. 00:01:15.710 --> 00:01:18.780 Isan'andro, nihaona teo an-tokotanin'ny tempoly izy ireo. 00:01:18.780 --> 00:01:21.710 Any an-tranony, niara-namaky mofo sy niara-nihinana izy ireo, 00:01:21.710 --> 00:01:24.660 ary nitombo isan'andro ny isan'ireo voavonjy.