1 00:00:01,050 --> 00:00:03,180 Andro Pentekosta tamin'io, ary izahay tao 2 00:00:03,180 --> 00:00:05,820 amin'ny efitrano iray ambony rihana tao Jerosalema. 3 00:00:05,820 --> 00:00:08,060 Nivavaka tao anaty firaisam-po izahay rehetra. 4 00:00:08,060 --> 00:00:11,410 Nanao vavaka fivalozana sy fanetren-tena izahay, 5 00:00:11,410 --> 00:00:13,720 ary nibebaka noho ny otanay. 6 00:00:13,720 --> 00:00:15,950 Nikatsaka ny tsindrimandrin'ny Tompo 7 00:00:15,950 --> 00:00:18,490 sy ny heriny ary ny Fanahy Masina ihany koa izahay. 8 00:00:18,490 --> 00:00:21,160 Nisy fahatsapana ho iray tsy misy toa izany 9 00:00:21,160 --> 00:00:23,370 taminay teo am-pivavahana am-pikatrohana mafy. 10 00:00:29,040 --> 00:00:32,450 Tampotampoka teo dia nisy feon-drivotra mahery nifofofofo 11 00:00:32,450 --> 00:00:34,530 izay nanenika ilay efitrano nisy anay. 12 00:00:37,250 --> 00:00:41,110 Avy eo nisy lela maro mitarehin'afo nidina ary nipetraka tamin'ny olona 13 00:00:41,110 --> 00:00:43,510 tsirairay izany lelan'afo izany. 14 00:00:45,140 --> 00:00:48,590 Heniky ny Fanahy Masina avokoa ny olona tao amin'ilay efitrano. 15 00:00:48,590 --> 00:00:51,330 Ka izao, tadidio fa tamin'ny andro Pentekosta 16 00:00:51,330 --> 00:00:53,570 dia nisy olona avy amin'ny firenena maro tonga hivavaka, 17 00:00:53,570 --> 00:00:56,500 ary izao, tampoka teo dia afa-nandre ny Filazantsara tamin'ny 18 00:00:56,500 --> 00:00:58,380 tenim-pireneny tsirairay avy izy ireo. 19 00:00:58,380 --> 00:01:01,460 Vokatr'izany, olona 3000 no nanampy isa 20 00:01:01,460 --> 00:01:03,600 ny mpino tao anatin'ny andro iray. 21 00:01:07,700 --> 00:01:10,860 Ary ireo olona ireo nanokan-tena 22 00:01:10,860 --> 00:01:13,470 tamin'ny fampianaran'ny Apostoly sy ny fiombonana, 23 00:01:13,470 --> 00:01:15,710 ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana. 24 00:01:15,710 --> 00:01:18,780 Isan'andro, nihaona teo an-tokotanin'ny tempoly izy ireo. 25 00:01:18,780 --> 00:01:21,710 Any an-tranony, niara-namaky mofo sy niara-nihinana izy ireo, 26 00:01:21,710 --> 00:01:24,660 ary nitombo isan'andro ny isan'ireo voavonjy.