Return to Video

NatureNow: Greta Thunberg and George Monbiot make short film on the climate crisis

  • 0:02 - 0:04
    Tsy andrankandrana ity.
    Greta Thunberg no anarako.
  • 0:04 - 0:07
    Miaina anaty famonoana faobe miharihary isika izao.
  • 0:07 - 0:10
    Mihasimba ny toetr'androntsika.
  • 0:11 - 0:14
    Mandao ny fianarany ireo ankizy toa ahy mba hanao hetsi-panoherana.
  • 0:14 - 0:18
    Fa mbola azontsika atao ny manarina izany.
  • 0:19 - 0:21
    Mbola azonao atao ny manarina izany.
  • 0:21 - 0:23
    Noho izany, tokony hajanontsika ny fandoroana solika voajanahary, fa tsy ho ampy anefa raha izay ihany.
  • 0:23 - 0:27
    Efa maro ireo vahaolana ifampiresahana, nahoana raha vahaolana manoloana antsika no ndeha ho ampiarina?
  • 0:27 - 0:30
    Avelako hanazava momba izany ny namako, George.
  • 0:30 - 0:33
    Misy fitaovana iray mahavariana afaka misintona ny karbaona anatin'ny rivotra, tsy andaniam-bola firy,
  • 0:33 - 0:35
    ary mahavita tena.
  • 0:36 - 0:38
    izay atao hoe ... hazo.
  • 0:38 - 0:43
    Ny hazo dia vahaolana voajanahary iray ho fanorenana ny olana ara-toetr'andro.
  • 0:43 - 0:44
    Ny honko, ny ala fompotra, ny ala, ny
    honahona, ny tontolo anaty ranomasina, ny ahidrano,
  • 0:44 - 0:46
    ny henineny, ny haran-dranomasina ,dia misintona sy mitazona ny karbaona avy amin'ny rivotra avokoa.
  • 0:47 - 0:48
    Fitaovana azontsika ampiasaina hamerenana amin'ny laoniny ity toetr'androntsika simba ity ny Natiora.
  • 0:48 - 0:49
    Fiovàna goavana no afaka hasetrin'ireo vahaolana voajanahary ireo.
  • 0:49 - 0:54
    Tsara kosa e ?
  • 0:54 - 0:57
    Tsy tanteraka anefa izany raha tsy avelantsika amin'ny toerany ny solika ambanin'ny tany.
  • 0:57 - 0:59
    Izao nefa no mahavariana ... tsy misy miraharaha izany isika izao.
  • 0:59 - 1:03
    Mandany arivo heny lavitra ho an'ny solika ambanin'ny tany noho ny vahaolana voajanahary isika.
  • 1:03 - 1:08
    2% fotsiny no voatokana ho an'ny vahaolana ho an'ny fitsinjovana ara-boajanahary ny toetr'andro
  • 1:09 - 1:12
    amin'ny vola voatokana ho fanorenana ny olana eran-tany ara-toetr'andro.
  • 1:12 - 1:14
    Volanao izany, ny hetranao sy ny vola nangoninao.
  • 1:14 - 1:18
    Ny tena mbola mahavariana dia izao fotoana izao no tena ilaintsika ny Natiora,
  • 1:20 - 1:22
    nefa manimba azy farak'izay aingana isika.
  • 1:22 - 1:24
    Mahatratra 200 ny karazam-biby sy zava-maniry izay miha ringana isan'andro.
  • 1:26 - 1:31
    Miha kely ny Arktika.
  • 1:31 - 1:33
    Ringana ny ankamaroan'ny biby dia eran-tany.
  • 1:33 - 1:35
    Miha kely ny tany mamokatra.
  • 1:35 - 1:39
    Inona ary no tokony hataontsika?
  • 1:39 - 1:41
    Inona no tokony hataoNAO ?
  • 1:41 - 1:43
    Tsotra ... tokony Miaro, Manarina sy Mamatsy.
  • 1:44 - 1:45
    Miaro.
  • 1:45 - 1:47
    Ala tropikaly toy ny kianja filalaovam-baolina
  • 1:47 - 1:50
    miisa 30 no voakapa isa-minitra.
  • 1:50 - 1:54
    Tsy maintsy harovantsika ny Natiora,
    n'aiza n'aiza ilàna ny antom-pisiany.
  • 1:54 - 1:57
    Manarina.
  • 1:57 - 1:59
    Ampahany goavana amin'ity tanintsika
    ity no efa simba.
  • 1:59 - 2:01
    Kanefa afaka manavao ny tenany ny Natiora
  • 2:01 - 2:03
    ary afaka manampy ny tontolo iainana isika hahavitany izany.
  • 2:03 - 2:04
    Mamatsy.
  • 2:04 - 2:05
    Tsy tokony mamatsy n'inon'inona manimba ny natiora intsony isika
  • 2:05 - 2:06
    fa kosa mamatsy izay rehetra mahatsara azy.
  • 2:06 - 2:07
    Tsotra fotsiny.
  • 2:07 - 2:09
    Miaro, Manarina, Mamatsy.
  • 2:09 - 2:10
    Azo atao izany n'aiza n'aiza.
  • 2:10 - 2:11
    Efa maro ireo olona izay nanomboka nampiasa vahaolana ara-boajanahary.
  • 2:11 - 2:13
    Fa tokony hampitombo laharana azy ireo isika.
  • 2:13 - 2:16
    Afaka mandray anjara ianao.
  • 2:16 - 2:19
    Fidio ireo olona izay miaro ny Natiora.
  • 2:19 - 2:21
    Zarao ity horonantsary ity.
  • 2:21 - 2:22
    Ary hifampiresaho.
  • 2:22 - 2:25
    Misy ireo hetsika lehibe erak'izao tontolo izao ho fiarovana ny Natiora.
  • 2:25 - 2:27
    Mandraisa anjara!
  • 2:27 - 2:30
    Manan-danja ny zava-drehetra.
  • 2:31 - 2:32
    Manan-danja ny ataonao.
Title:
NatureNow: Greta Thunberg and George Monbiot make short film on the climate crisis
Description:

Environmental activists Greta Thunberg and George Monbiot have helped produce a short film highlighting the need to protect, restore and use nature to tackle the climate crisis.

Living ecosystems like forests, mangroves, swamps and seabeds can pull enormous quantities of carbon from the air and store them safely, but natural climate solutions currently receive only 2% of the funding spent on cutting emissions.

The film’s director, Tom Mustill of Gripping Films, said: 'We tried to make the film have the tiniest environmental impact possible. We took trains to Sweden to interview Greta, charged our hybrid car at George’s house, used green energy to power the edit and recycled archive footage rather than shooting new.'

#naturenow #climatecrisis #gretathunberg

CREDITS

Narrators: Greta Thunberg & George Monbiot
Director: Tom Mustill
Producer: Triangle Monday
DoP & Editor: Fergus Dingle
Sound: Shaman Media
GFX: Paraic Mcgloughlin
Online: Bram De Jonghe
Picture Post: Special Treats Productions
Mix: Mcasso Music
Audio Post: Tom Martin
NCS Guidance: Charlie Lat
Music: Rone / InFiné Music

The Independent film by Gripping Films(Tom Mustill) was supported by:
Conservation International
Food and Land Use Coalition
Gower St

With guidance from
Nature4Climate

Natural Climate Solutions

www.grippingfilms.com

FIND OUT MORE:
#naturenow
www.naturalclimate.solutions

more » « less
Video Language:
English
Team:
Amplifying Voices
Project:
Environment and Climate Change
Duration:
03:41

Malagasy subtitles

Revisions Compare revisions