-
タイトル:
Teto aho (Andron'ny Firenena Mikambana Miezaka Hanampy ny Maha-olona)
-
概説:
Video Hira nataon'i Beyoncé mihira ny Teto aho. (C) 2012 Columbia Records, Sampan'ny Sony Music Entertainment
www.whd-iwashere.org
-
(19 Aogositra 2012 - Andro Fanampiana Mahaolona manerantany - Andro iray, hafatra iray, tanjona iray - hanome aingam-panahy ny olona manerantany hanao asa soa, na kely na be tsy maninona, ho an'olona iray.) [Horaka]
-
[Horaka]
-
Te-hamela ny diako eo amin'ny fasiky ny fotoana aho
-
Fantaro fa nisy zavatra, ary misy zavatra navelako
-
rehefa mandao ity tontolo ity aho, handao tsy misy fanenenana
-
Hamela zavatra ho tsarovana, mba tsy hanenenan'izy ireo
-
Teto aho
-
Niaina aho, nitia aho
-
Teto aho
-
Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko
-
ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany
-
hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra
-
Teto aho
-
Te-hiteny aho niaina isan'andro, mandra-pahafatiko
-
Ary fantaro fa nanan-javatra aho, fiainan'olona
-
Ny fo notohiniko, no ho porofo fa lasa aho
-
Fa nahavita fahasamihafana aho, ary hahita ity tontolo ity
-
Teto aho.
-
Niaina aho, nitia
-
Teto aho.
-
Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko
-
ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany
-
hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra
-
Teto aho.
-
Niaina aho, nitia
-
Teto aho.
-
Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko
-
ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany
-
hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra
-
Teto aho.
-
Tiako ho fantatr'izy ireo fotsiny
-
Fa nomeko ny ahy rehetra, nataoko ny tsara indrindrako.
-
Nitondra hafaliana ho an'olona sasany
-
Nandao ity tontolo tsara kokoa ity satria...
-
Teto aho
-
Teto aho.
-
Niaina, nitia
-
Teto aho
-
nataoko, vitako, ny zavatra rehetra nokasaiko
-
ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany
-
hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra
-
Teto aho
-
Niaina - Niaina - Nitia
-
Teto aho
-
Nataoko - Nataoko - Vitako
-
Teto aho
-
Niaina - Niaina - Nitia
-
Teto aho.
-
Nataoko - Nataoko - Vitako
-
Teto aho
-
[Horaka sy tehaka]
-
(Inona no hataonao? whd-iwashere.org)
-
Dika an-tsoratry ny mpanolo-tena ato @ amara.org