0:00:06.564,0:00:17.255 (19 Aogositra 2012 - Andro Fanampiana Mahaolona manerantany - Andro iray, hafatra iray, tanjona iray - hanome aingam-panahy ny olona manerantany hanao asa soa, na kely na be tsy maninona, ho an'olona iray.) [Horaka] 0:00:17.270,0:00:35.343 [Horaka] 0:00:35.343,0:00:41.093 Te-hamela ny diako eo amin'ny fasiky ny fotoana aho 0:00:41.093,0:00:48.408 Fantaro fa nisy zavatra, ary misy zavatra navelako 0:00:48.408,0:00:54.785 rehefa mandao ity tontolo ity aho, handao tsy misy fanenenana 0:00:54.785,0:01:00.578 Hamela zavatra ho tsarovana, mba tsy hanenenan'izy ireo 0:01:00.593,0:01:04.955 Teto aho 0:01:04.955,0:01:07.455 Niaina aho, nitia aho 0:01:07.455,0:01:11.032 Teto aho 0:01:11.032,0:01:17.208 Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko 0:01:17.208,0:01:21.647 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 0:01:21.647,0:01:26.362 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 0:01:26.362,0:01:31.724 Teto aho 0:01:33.585,0:01:40.024 Te-hiteny aho niaina isan'andro, mandra-pahafatiko 0:01:40.024,0:01:46.724 Ary fantaro fa nanan-javatra aho, fiainan'olona 0:01:46.724,0:01:52.685 Ny fo notohiniko, no ho porofo fa lasa aho 0:01:52.685,0:01:58.816 Fa nahavita fahasamihafana aho, ary hahita ity tontolo ity 0:01:58.816,0:02:03.055 Teto aho. 0:02:03.055,0:02:05.862 Niaina aho, nitia 0:02:05.878,0:02:09.578 Teto aho. 0:02:09.578,0:02:15.355 Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko 0:02:15.355,0:02:20.008 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 0:02:20.024,0:02:24.508 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 0:02:24.508,0:02:29.024 Teto aho. 0:02:29.024,0:02:31.785 Niaina aho, nitia 0:02:31.785,0:02:35.408 Teto aho. 0:02:35.408,0:02:41.355 Nataoko, vitako, ny zavatra rehetra notadiaviko 0:02:41.355,0:02:45.978 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 0:02:45.978,0:02:50.616 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 0:02:50.616,0:02:54.239 Teto aho. 0:02:54.239,0:02:57.616 Tiako ho fantatr'izy ireo fotsiny 0:02:57.616,0:03:01.208 Fa nomeko ny ahy rehetra, nataoko ny tsara indrindrako. 0:03:01.224,0:03:04.601 Nitondra hafaliana ho an'olona sasany 0:03:04.601,0:03:10.285 Nandao ity tontolo tsara kokoa ity satria... 0:03:10.285,0:03:15.570 Teto aho 0:03:16.462,0:03:20.962 Teto aho. 0:03:20.978,0:03:23.785 Niaina, nitia 0:03:23.785,0:03:27.762 Teto aho 0:03:27.762,0:03:33.232 nataoko, vitako, ny zavatra rehetra nokasaiko 0:03:33.232,0:03:37.901 ary nihoatra noho izay noeritreretiko ho izy izany 0:03:37.901,0:03:42.539 hamela ny mariko aho ho fantatry ny rehetra 0:03:42.539,0:03:46.562 Teto aho 0:03:47.347,0:03:49.616 Niaina - Niaina - Nitia 0:03:49.616,0:03:52.862 Teto aho 0:03:53.620,0:03:56.178 Nataoko - Nataoko - Vitako 0:03:56.193,0:03:59.601 Teto aho 0:04:00.266,0:04:02.701 Niaina - Niaina - Nitia 0:04:02.701,0:04:05.785 Teto aho. 0:04:06.520,0:04:08.847 Nataoko - Nataoko - Vitako 0:04:08.847,0:04:12.547 Teto aho 0:04:20.635,0:04:24.578 [Horaka sy tehaka] 0:04:24.593,0:04:31.893 (Inona no hataonao? whd-iwashere.org) 0:04:32.478,0:04:34.039 Dika an-tsoratry ny mpanolo-tena ato @ amara.org